Y FEON'NY MPIOMPY TRONDRO La Voix des (rizi)pisciculteurs LVRP Trimestrielle Ju

Y FEON'NY MPIOMPY TRONDRO La Voix des (rizi)pisciculteurs LVRP Trimestrielle Juin 2011 - n°18 - Isaky ny telo volana EDITORIAL Chers amis, La principale campagne de production rizi piscicole touche à sa fin avec de nombreuses récoltes effectuées avant la fête nationale fin juin. Les températures deviennent fraiches sur les Hauts Plateaux et les producteurs savent que la croissance des poissons va ralentir considérablement ces trois prochains mois. L’élevage de contre saison reste quand même une opportunité intéressante pour ceux qui disposent de suffisamment d’eau et qu’ils veulent proposer du poisson frais à partir de septembre, période ou l’offre diminue considérable­ ment à cause de la fermeture des pêches. Comme chaque trimestre, un nouveau producteur nous livre les raisons de son implication dans la rizipisciculture. Ce numéro nous offre également le privilège de faire plus ample connaissance avec Mme Noromalala RAMINOSOA qui a eu la gen­ tillesse de répondre à nos questions. Ce docteur en ichtyologie du Département Biologie animale de l’Université d’Ankatso nous fait partager sa passion pour l’aquaculture et la biodiversité malgache. Nous vous invitons justement à découvrir le Glossogobius, un pois­ son endémique de la Cote Est, plus connu sous le nom de « Toho ». Son appétit vorace pour les petits alevins intéressa au plus près l’APDRA qui l’expérimente comme prédateur dans les bassins de grossissement. L’objectif est de stopper la reproduction du tilapia et d’améliorer ainsi sa croissance. Vous le verrez, les premiers résultats sont encourageants. Découvrez également nos rubriques habituelles et laissez vous porter par un nouveau poème. Les passionnés conserveront la fiche technique à la fin de ce numéro. Réalisée en collaboration avec le projet ARO­ PA – FERT, elle est dédiée cette fois ci à l’élevage du tilapia en rizière. Bonne lecture à toutes et à tous !! L’équipe de rédaction L’équipe LVRP SASINTENY Ry mpamaky hajaina, Azo lazaina fa mamaramparana ny fotoam-piompiana trondro an-tanimbary isika amin’izao volana jiona izao. Ho an’ireo te- hivarotra trondro ny volana septambra, any ho any amin’ny fikatonan’ny jono dia ny manohy ny fiompiana izy ireo kanefa vitsynoho ny rano. Miha-mangitsy ny andro ka fantatr’ireo mpiompy fa noho ny hatsiaka dia tsy hitombo firy loatra ny trondro. Maneho ny hafaliany eo amin’ny fifamenoan’ny ta­ nimbary, vary ary ny trondro noho izany ny solotenan’ireo mpamokatra. Ankoatra izay, manana ny maha-izy azy i Ramatoa RAMINO­ SOA Noromalala eo amin’ny lafin’ny fampianarana sy ny fika­ rohana eny Ankatso raha ny trondro zana-tany no resahina. Faly mandray azy izahay nanaiky ho vahiny hizara ny fitia­ vany ny fiompiana anaty rano sy ny zava-boahary malagasy amin’izao seho manaraka izao. Hahafantatra bebe kokoa ny Glossogobius na ny toho ianao ato. Trondro zana-tany miaina any Atsinanana. Miankina amin’ny fanaraha-maso atao aminy no mety hilàna azy ho mpihaza tila­ pia madinika hanatsarana ny fitombon’ny tilapia. Ho hitanao fa mandrisika ny vokatra! Zahao koa ny talentan’ireo mpiompy trondro amin’ny poema mahazatra. Ary tsy ho diso anjara ireo te-hanatsara ny fiom­ piana tilapia an-tanimbary any amin’ny pejin’ny fisy teknika niarahana nandrafitra tamin’ny AROPA-FERT. Mazotoa àry mamaky, Ny ekipa LVRP Talen’ny fanoratana (Directeur de la rédaction) : Marc Oswald Tonia (Rédacteur en chef) : Rabarijaona Tsirihasina Mpanoratra (Rédacteurs) : Tantsaha (Les pisciculteurs) Mpiara-miombon’antoka (Les partenaires- organismes) APDRA antenne Madagascar Sary (Photos) : APDRA antenne Madagascar Kisarisary (Illustration) : Razafindrakoto Christian Randria Michel Fanitsiana sy dika teny (Correction et traduction) : APDRA Antenne Madagascar Y FEON'NY MPIOMPY TRONDRO LES PARTENAIRES FINANCIERS Projet BVPI/SEHP La Fondation Air Liquide AFD AFD La Fondation AnBer Région Basse Normandie Toerana fanontana : creacom - Tél : 44 498 45 - Ambohimena Antsirabe - Natonta ny : jiona 2011 - 1 000 isa - 1 000 exemplaires - Voapetraka ara-dalàna : jiona 2011 SOMMAIRE • INTERVIEW : P. 2 Avec Madame Noromalala R a s o a m a m p i o n o n a RAMINOSOA • PARTAGE : P. 4 ATSINANANA A la recherche de prédateur de jeunes tilapias • C O M P R E N D R E , ANTICIPEZ P. 5 VAKINANKARATRA La rizière, le riz et le poisson sous écoute • TÉMOIGNAGE : P. 9 Initiative, travail et encore travail APDRA Pisciculture paysanne Antenne Madagascar La Résidence sociale Antsirabe-MADAGASCAR Tel : (261) (20) 44 915 85 lvrp@apdra.org Fiompiana trondro Miaraka amin’ny tantsaha dada, nahay nisafidy isika nanao trondro an-tanimbary tam’ty o ! papa, c’est un bon choix d’avoir grossis des pois­ sons dans la rizière ! hitanareo am’zao fa tsy very ny ezaka nataontsika vous voyez que nos efforts d’entretiens n’ont pas été peine perdu jereo ange fa ohatra’ny mitsiky amintsika reo trondro e regarde, c’est comme si les poissons nous sourient dans le plat succulent de maman !!! sady miova amin’isan’andro, vary ‘zany an…trondro zany an. tena mbola hanampy aho ka! miam!!!!!! et ça change du quotidien, du riz et du poisson à gogo….. ah, j’en veux encore ! miam !!!!!!!!! Région AQUITAINE LA VOIX DES (RIZI)PISCICULTEURS N° 18 NY FEON’NY MPIOMPY TRONDRO N° 18 Juin 2011 - 2 - NY HEVITRAO ? INTERVIEW Jiona 2011 Mpampianatra mpikaroka efa ho 40 taona mahery eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo- Faculté des Sciences ao amin’ny taranja Biologie Animale i Ra­ matoa Noromalala Rasoamampionona RAMINO­ SOA. Biologiste de formation izy, izany hoe maha­ fehy ny zava-manan’aina hatramin’ny mammifère sy izay biby faran’izay kely indrindra vertébré: trondro, sahona, Reptiles, Oiseaux, mammifères ary ny Pri­ mates. Efa nampianatra taranja zava-boaary nandri­ tran’ny 10 taona teny amin’ny lycée izy. Mikaroka sy mampianatra momban’ny biby izy ka tsy nanalavitra ny ara-java-boahary. Taty aoriana, nanao fikarohana manokana momban’ny trondro sy ny fiainan’ny biby anaty rano na ny Science hydrobiologie, ichtyologie na ny science environnementale aquatique. Nanom­ pana ny asany tamin’ny fandinihana biby anaty rano izy satria mbola vitsy mpifidy io taranja io. Nahata­ horan’ny olona izany tany aloha amin’ny tsy maintsy mitaky ny fitsoboana anaty rano na anaty écosys­ tème fermé izany na ouvert. Mba tsy hampandringa ny fikarohana dia nisa­ fidy ny biby anaty rano izy izay tiany rahateo.Tamin’ny taona 1978-1979 izy no nianatra asa tao amin’ny laboratoire INRA Jouy en Josas ao Versailles nanao ny Physiologie de la reproduction ary INRA Saint-Pée-sur Nivelles tao Biarritz nanao ny Physiologie de la digestion des poissons. Nahafahany nifehy tsara ny lafin’ny sakafo sy ny fampitomboan-taranaka ny trondro ireo fianaran’asa ireo. Isaorany manokana eto ireo mpiandraikitra ireo labora­ toara dia Andriamatoa Billard sy Lucquet noho ny fahatokisan’izy ireo azy. Misaotra ny Professeur titulaire émérite Mme RAMANANKASINA ihany koa noho ny fanampiana sy famporisihana fony mbola mpianatra. LVRP: Hita indray ny trondro “Marakely à bosse” izay trondro mila aro­ vana: ny fihetsem-ponao? Tsy dia fantatsika loatra angamba fa tena manan-karena trondro zana-tany isika eto Madagasikara. Efa naharitra 30 taona no nisy fikarohana satria ha­ tramin’ny taona 1981 dia tafakatra any amin’ny 150 any ny karazan-trondro zana-tany vita description misy eto amintsika amin’izao fotoana izao raha 40 na 50 teo izany tamin’ny andron’ny fanjanahan-tany. Ny any avaratra ohatra, bassin Sofia, dia mahita trondro zana-tany karazany 10 eo amin’ny renirano iray. Misy renirano iray izay aza, anelanelan’ny faritra Atsinanana sy Atsimo, ao Marolambo, sakelin-dranon’I Mangoro, rian-dranon’I Nosivolo (120km) dia nahitana karazan-trondro zana-tany 20 any. Miavaka ary tsy fahita loatra izany toerana izany eran-tany. Io izany ny cours d’eau voalo­ hany voafaritra ho site Ramsar. Be ny asa fikarohana natao tao nahazoana izany niarahanay tamin’ny Conservation International sy ny Durell. Fa ny tena mahafaly koa dia ny fahitan’ny APDRA ilay nantsoin’ny olona taloha hoe “trondro malemy loha” na ara-tsiatifika ho “trondro mainty” na “marakely à bosse”, fianakaviam-ben’ny Cychlydées – karazana Ptychochromoïdes samy hafa amin’ilay hita any atsimo. Nahitana azy indray tany itasy izay ta­ loha 1960-1975 tany no nahitana azy farany. Isaorana ny ekipan’ny APDRA amin’ny ezaka rehetra vitany fa nitondra zava-baovao teo amin’ny lafin’ny ara-tsiantifika izany izay efa trondro noeritreretina ho lany tamingana. Niara- nitsidika tamin’I Pr Docteur Paul Loiselle, mpiandraikitra ny Aquarium lehibe ao Brooklyn New York, ny toerana nahitana azy tao Itasy izahay ka niara- paly tanteraka niaraka tamin’ny ekipan’ny APDRA. LVRP: Tetik’asa PARRUR sy ny firazanan’ny trondro eto Madagasikara: manao ahoana izany fiaraha-miasa izany? Niainga tamin’ny APDRA ny fitadiavana fiaraha-miasa. Tonga nanantona ny department Biologie animale izy raha misy mpianatra afaka handalina ny fikarohana momba ny karpa. Manana ny lanjany ara-tsosialy sy eko­ nomika ity karazan-trondro ity ary hita fa manampy be ny tantsaha. Tsy nisalasala nanome mpianatra ny département biologie animale. Tonga tamin’ny fotoanany izany satria teo am-panomanana izany izahay no nilaza koa ny tao anatin’y tetikasa PARRUR raha misy fikarohana tian- katao eo amin’ny fampandrosoana ny eny ambanivohitra. Raha nisy fangatahana maromaro ho tohanana ara-bola dia voaray ho anisan’ny hiara-hiasa amin’ny tetikasa io ny APDRA, DBA ary ny FOFIFA. Mpia­ natra asa 2 (DEA sy Doctorat) no miasa amin’Izany ato amin’ny DBA. Miditra lalindalina amin’ny fandinihana sy ny fanatsarana ny taranaky ny karpa izany iarahana amin’ny INRA ao Frantsa izay maharitra eo amin’ny telo taona. Ny tanjonan’ny fiaraha-miasa dia ny mba ho tsara foana ny karpa ompian’ireo tantsaha ka hahafahan’izy ireo hampivela­ tra ny fampivoarana ny fari-piainany. Isaorana manokana ny APDRA amin’izany endri-panohanana izany eo amin’ny faritra maro eto Mada­ gasikara. (tsvp) Madame Noromalala Rasoamampionona RAMI­ uploads/Science et Technologie/ j-18-juin-2011-foza-orana-pdf 1 .pdf

  • 14
  • 0
  • 0
Afficher les détails des licences
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise
Partager