1 - Miditra explorateur windows (windows + E na click droit sur menu démarrer d

1 - Miditra explorateur windows (windows + E na click droit sur menu démarrer dia explorer) 2 - Miditra ao @ menu Outils > Option Dossier > Oglet Affichage dia ao @ fichier et dossier caché cochéo "affiché les fichiers et dossiers cachés. 3 - Miditra ao @ ity chemin ity nareo raha disque C no misy ny system dia(sinon raha disque hafa dia soloy fotsiny ny c lettre voalohany): c:windowssystem32 raha disque d: d:windowssystem32 Rehefa tafiditra ao dia tadiavo ity fichier ity "foza_orana.vbe" tonga dia suppriméo. Raha tsy mety suppriména ilay izy dia manaova ctrl+alt+suprr dia miditra processus ary terminer le processus "winscript.exe" dia avereno suppriména ilay fichier . 4 - Clique menu démarrer dia executer . Soraty eo hoe "regedit" dia Entrée ou Valider . Miditra edition> dia recherche na tonga dia Ctrl F . Soraty eo hoe "foza". Cochéo daholo "clé, valeurs, données" dia recherche @ zay. Isaky ny mahita valeurs izy dia suppriméo dia tsindrio ny F3 mba hanohy ny recherche. Dia supriméo foana izay hitany mandra- pahatapitra ny recherche (misy message @ farany hoe recherche terminé) dia OK. Fanamarihana: Mety hahita ary mety tsy hahita n'inn n'inn nareo @ ireo dingana etsy ambony ireo. Mety possible mantsy hoe matin'ilay anti-virus ilay izy fa kosa tsy hain'ilay anti-virus ny mamerina ny valeur par défaut an'i windows. Ny manipulation manaraka ity dia mamerina ny valeur par défaut an'i windows izany hoe mamerina ny bureau, clique droit bureau, menu arreter sns ... 5 - Miverina any @ regedit ihany aloha isika. Menu démarrer > Executer > regedit > Valider ou Entrée HKEY_CURRENT_USERSoftwareMicrosoftWindowsCurrentVersionPo liciesExplorer Suppriméo daholo ny valeur rehefa afa-tsy ireto 2 ambany ireto Par défaut NoDriveTypeAutoRun 6 - Farany ( A ou B ) A - Manaova ctrl+alt+suprr > Processus > dia terminer le processus "explorer" avy eo miditra Fichier > Nouvelle tâche (Executer ..) dia soraty eto "explorer" dia Valider ou Entrée. B - Na koa tonga redemarrer ny machine. Tokony hiverina @ lohany daholo ny rehetra avy eo. uploads/s1/ foza-orana.pdf

  • 30
  • 0
  • 0
Afficher les détails des licences
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise
Partager
  • Détails
  • Publié le Apv 01, 2022
  • Catégorie Administration
  • Langue French
  • Taille du fichier 0.0196MB