Repartition terminale ose CMINISTERE DE L ? EDUCATION NATIONALE SECRETARIAT GENERAL DIRECTION GENERALE EN CHARGE DE LA PEDAGOGIE DIRECTION DES CURRICULA ET DES RECHERCHES PEDAGOGIQUES REPARTITION ANNUELLE DU PROGRAMME SCOLAIRE CLASSE DE TERMINALE OSE - C

CMINISTERE DE L ? EDUCATION NATIONALE SECRETARIAT GENERAL DIRECTION GENERALE EN CHARGE DE LA PEDAGOGIE DIRECTION DES CURRICULA ET DES RECHERCHES PEDAGOGIQUES REPARTITION ANNUELLE DU PROGRAMME SCOLAIRE CLASSE DE TERMINALE OSE - C C CTOROMARIKA ANKAPOBENY Ny fandaharam-pibeazana no ?taovana enti- mampianatra voalohany ampiasaina izay ahitana ny vontoatim-pahalalana fahaiza-manao ary ny toetra amam-pihetsika irina hananan ? ny beazina Notsinjaraina isan-kerinandro sy isam-bolana ary isan-taona ireo tanjona hotratrarina mandritra ny taom-pianarana iray Nampifanarahina amin ? ny fandaharam-pibeazana misy ankehitriny ity tahirin-kevitra ity izay manomana miandalana ihany koa ny mpanabe ho amin ? ny fandaharam- pibeazana vaovao Nofaritana ho teloambin ? ny telopolo herinandro ny faharetan ? ny fotoana hanatanterahana ny fampianarana- ?anarana ? mandritra ny taona iray Hita taratra ao anatin ? ity tahirin-kevitra ity ny faharetan ? ny seho iray isan-taranja - ny isan ? ny seho hotanterahina isan-kerinandro - ireo tanjona manokana arahina fafana ahitana ny tanjona hotratrarina isan ? andro - ny lohahevitra - ny isan ? ny sehoisan ? andro - ireo zana-tanjona mandra ?tra ny taranja tsirairay Hotanterahina isaky ny roa volana ny fanombanana isa-taranja Amin ? ireto herinandro ireto no heverina hanaovana izany - ho an ? ny roavolana voalohany dia ny herinandron ? ny oktobra - ho an ? ny roavolana faharoa dia ny herinandron ? ny desambra - ho an ? ny roavolana fahatelo dia ny herinandron ? ny febroary - ho an ? ny roavolana fahaefatra dia ny herinandron ? ny aprily - ho an ? ny roavolana fahadimy dia ny herinandron ? ny jiona Marihina fa tari-dalana ihany no aroso ho antsika ao anatin ? ity tahirin-kevitra ity CFIZAHAN-TAKILA MALAGASY FRANÇAIS ANGLAIS HISTOIRE GEOGRAPHIE MATHEMATIQUES SCIENCES SCIENCES DE LA VIE ET DE LA TERRE et SCIENCES PHYSIQUES ET CHIMIQUES PHILOSOPHIE EDUCATION PHYSIQUE ET SPORTIVE CFAHARETAN ? NY SEHO ora MALAGASY ISAN ? NY SEHO ISAN-KERINANDRO ? ROAVOLANA TANJONA MANOKANA Mpianatra afaka TONDRO AO AMIN ? NY FANDAHARAMPIANARANA Isan ? ny seho FANONERANA NY LITERATIORA MALAGASY Voalohany hatramin ? ny mijery ny endrika ivelany sy ny tara- kevitra raketin ? ny asa soratra ary mamantatra ny mpanoratra avy amin'ny fandinihanany asa soratra ary afaka mandra ?tra asa literera Ny tantaran ? ny literatiora malagasy Vanimpotoana manasongadina ny la ?ny kanto ao Ny mpanoratra sy amin ? ny asa soratra ny asa sorany TOMBANA Fiatoana Toussaint oktobra ?? novambra manasongadina ny la ?ny kanto ao Ny mpanoratra sy amin ? ny asa soratra ny asa sorany Faharoa FANADIHADIANA LAHATSORATRA mahalala ny hevitra ambadika Tekinika hatramin ? ny raketin ? ny ohabolana natenina fanadihadiana mpandinika mpanoratra ary afaka mitsikera amin ? ny fomba mirindra lahatsoratra sy famakafakan- kevitra TOMBANA Fialantsasatry ny No? ly desambra ?? janoary mahalala ny hevitra ambadika Tekinika raketin ? ny ohabolana natenina fanadihadiana mpandinika mpanoratra ary afaka lahatsoratra sy mitsikera amin ? ny fomba mirindra famakafakan- kevitra NY MALAGASY SY NY FIHEVERANY NY TONTOLONY Fahatelo manakatra ny ra ?-pisainana Malagasy ny amin ? ny ?heverany hatramin ? ny ny olombelona sy ny Ny amin ? ny ?fampitondrany olombelona sy ny

  • 36
  • 0
  • 0
Afficher les détails des licences
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise
Partager
  • Détails
  • Publié le Mai 30, 2021
  • Catégorie Administration
  • Langue French
  • Taille du fichier 128.6kB