Ministère de la santé publique à Madagascar Mars 2015 Module 13 Fiofanana 5S eo

Ministère de la santé publique à Madagascar Mars 2015 Module 13 Fiofanana 5S eo amin’ny sehatry ny Fahasalamana Modules de la formation pour le Personnel d’appui (module en Malgache) Appui par JICA Madagascar  Session 13.1: Tari-dàlan’ny 5S  Session 13.2: Toetra amam- pihetsika mahomby  Session 13.3 : Ny Mandresy sy ny Resy  Session 13.4 : Fampiharana  Plans de sessions Modules de formation en 5S (Version Malgache pour le Personnel d’Appui) Modules de formation en 5S(Version Malgachepour le Personnel d’Appui) Session 13.1 1 2 Tanjon’ny fiofanana Fampahafantarana ny: • Ny anton’ny 5S • Ny dikan’ny 5S • Ireo vokatsoa azo avy amin’ny 5S • Fanalahidy mampahomby ny 5S Ireo olana amin’ny asa • Mitombo ny vesatry ny asa; • Ambony ny tahan’ny tsy fahatongavana miasa; • Mpiasa tsy manana risi-po ; • Tontolon’ny toeram-piasana misavoritaka/mitohana; • Hadisoana maro; • Loza mitranga; • “Stress” sy fahasahiranana ; • Fitaovana efa antitra 3 4 Ohatra hafa mitranga matetika Impiry ianao no efa sahirana nitady ny télécommande ny Fahitalavitra ao an-trano? Impiry ianao no efa sahirana nitady ny boky kely fampiasana fitaovana iray ? Impiry ianao no efa sahirana nitady taratasy ilainao amin’ny asa na any an-trano ? … Ny vahaolana (fotrota) ho an’ireo olana rehetra ireo dia ny 5 Lalana misokatra ho amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny asa TQM KAIZEN 5S Leadership Attitude positive C T Hasegawa OBJECTIF (But) Amélioration de la qualité & sécurité (Prestation de Service) Eau Tronc Racine Feuille Engrais WEI & amélioration de la productivité (Infrastructure) PLANTER UN ARBRE DE QUALITE Chum / sept 2010 Ny nipoiran’ny 5S  Ny 5S dia fomba fiasa iray mba hanatsarana ny kalitao eo amin’ny sehatra fanamboarana fiara Japonais Toyota  Nanomboka tamin’ny 1930  Nohon’ny fahombiazan’ny Toyota dia nihitatra eran- tany ny 5S 1966, Toyota Corolla voalohany 1995, Toyota Corolla, fahavalo 7 Ny hevitra miafina ao ambadiky ny 5S Mila tontolo iasana mahasarika ny mpiasa mba hampiakatra ny kalitao, ny tsy fisian’ny loza ary ny fahitana vokatra 8 Signification des 5S Japonais Français Malgache S1 Seiri Séparer Mifantina /Sivanina S2 Seiton Systématiser Mandamina / Sokajiana S3 Seiso Faire Scintiller Manadio / Sasana S4 Seiketsu Standardiser Mametraka fenitra / Soratana S5 Shitsuke Se discipliner Mametraka fitsipika / Saintsainina 9 Tanjona: Esorina ireo fitaovana rehetra mameno toerana fotsiny eo amin’ny toeram-piasana nefa tsy ilaina akory Asa atao: Mifantina, Manasivana, Manilika S1 SEIRI – SEPARER - SIVANINA 10 11 Ny S1 dia manampy ny mpiara-miasa hanala ireo fitaovana tsy ilaina intsony ao amin’ny toeram-piasana: amin’ny lalan-tsara, rindrina, latabatra, étagères, tokontany, etc. S1 SEIRI - SEPARER - SIVANINA • Ireo zavatra tsy manan-danja • Ireo zavatra mameno toerana fotsiny • Fitaovana efa tsy mandeha • Afisy efa lany andro • Hazo manelingelina • Saron-javatra sy hidin-javatra efa tsy miasa • … Manasivana, Manala S1 12 MITARIKA HO AMIN’NY FANASOKAJIANA MITOHY NY FANAOVANA SIVANA Fitaovana Sivanina Orange : Mbola mety ho ilaina Mena: Tsy ilaina Ahilika Maitso: Ilaina Tehirizina B A C 13 Ny sokajy A = ampiasaina, tena ilaina, ampiasaina isan’andro, B = ampiasaina isan-kerinandro na isam- bolana C = ampiasaina mahalana 14 SEIRI – SEPARER - SIVANINA Teo aloha Taty aoriana 15 SEITON - SYSTEMATISER - SOKAJIANA Tanjona: - Voalamina ireo fitaovana sisa tavela tamin’ny S1 - Mora hita izay fitaovana tadiavina Asa atao: Sokajiana, asiana Etiquette, asiana takelaka famantarana 16 SEITON - SYSTEMATISER - SOKAJIANA  Omena toerana voafaritra tsara ny fitaovana tsirairay,  Alamina tsara eo amin’ny toerana voafaritra ny fitaovana:  Mampiasa fomba fiasa hanamora ny fitadiavana fitaovana: loko samihafa, étiquettes, takelaka famantarana, kisarisary, sns. 17 18 - Alamina ny fitaovana ao amin’ny: classeurs, étagère, armoire, bureau. - Asiana marika famantarana koa ny: efitra fiasana, trano, efitry ny marary, fandriana, sns. S2 SEITON - SYSTEMATISER - SOKAJIANA SEITON - SYSTEMATISER - SOKAJIANA 19 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 8 10 2 9 11 1 3 4 5 6 7 12 S2 SEITON - SET- SYSTEMATISER - SOKAJIANA 20 •Hita ao anatin’ny 30 Segondra izay tadiavina •Vita etiquette ny toerana voatokana •Loko famantarana SEITON - SYSTEMATISER - SOKAJIANA 21 22 • Filazana ny haavo farany ambony • Apetraka mahitsy sy ajoro Tsara ny fitaovana •Talohan’ny 5S: mampididoza •Tsy misy fahanarahamaso ny haavo Haavo be indrindra:2m 23 SEITON - SYSTEMATISER - SOKAJIANA Takelaka manoro ny mpanjifa ny toerana taviaviny 24 SEISO – FAIRE SCINTILLER- SASANA S3 Tanjona : - Mitandro ny fahadiovana - Lasa madio sy mahate ho tia izay jerena Asa atao: manadio, manasa, mampamiratra 25 SEISO – FAIRE SCINTILLER - SASANA S3 • Voatsinjara ny andraikitry ny tsirairay mikasika ny fanadiovana; • Manamboatra drafitrasa fanadiovana; • Diovina matetika; • Diovina (sokirina) ireo faritra tsy tsikaritry ny maro; • Fisafoana sy fanitsiana ny olana madinidinika; 26 Faire scintiller S3 Manokana fotoana kely isan’andro anadiovana 27 Atao mamiratra S3 28 SEIKETSU – STANDARDISER - SORATANA S4 Tanjona: manorina fahazarana, mampihatra ireo fitsipika Asa atao : Soratana sy atao mora hita ireo fomba fiasa amin’ny fampiharana ny S1 sy S2 ary S3. 29 SEIKETSU – STANDARDISER - SORATANA S4 Loko samy hafa no ampiasaina amin’ny karazana fako 30 Samy hafa ny lokon’ny dossier-ny marary lahy sy vavy 31 Soratana sy atao peta-drindrina ny fomba fiasa 32 Sotatana sy atao talaky maso ny fomba fiasa 33 SHITSUKE - SE DISCIPLINER / PERENNISER - SAINTSAININA S5 Tanjona: - Arahana ireo fitsipika fanatsarana ny toeram- piasana. - Atao fahazarana ny fanarahana fitsipika 34 SHITSUKE - SE DISCIPLINER / PERENNISER - SAINTSAININA S5 Asa atao: - Mametraka fomba fiasa tsy hihemorana amin’ny fampiharana ny 5S; - Arahina maso ny fampiharana izay nosoratana tamin’ny S4 - Maka fepetra maharitra mba itazonana ny vokatra efa azo 35 Hatsaraina ny toetra amam-pihetsika (attitude) 36 Manatrika fiofanana S5 37 Fivoriana fohy nefa mahomby…! S5 38 S5: Tombanezaka, sy fifaninanana amin’ny Kalitao S5 39 40 S5 Shitsuke S1 Seiri S3 Seiso 5S : Ny firafitry ny 5S S4 Seiketsu S2 Seiton 41 Ny firafitry ny 5S S5 S1 S3 S2 S4 42 Fanalahidy 4 mampahomby ny 5S 1 1 4 4 Fanekena sy fanohanana avy amin’ny mpitarika ny toeram-piasana Manomboka amin’ny fanomezana fiofanana sy torolalana ny 5S Tsy misy mpitazana amin’ny 5S fa miara- mientana daholo ny rehetra Averimbereno ny tsingerin’ny 5S mba hahatrarana ny fenitra tsara indrindra Fanaraha-maso ny fizotran’ny asa 2 2 3 3 5 5 43 Inona no tsikaritra rehefa mampihatra ny 5S? 1. Toeram-piasana voakojakoja & madio 2. Asa am-pilaminana 3. Tsy misy zavatra manery toerana 4. Mitombo ny tsy fisian’ny loza 5. Mitombo ny vokatra 44 6. Kalitao raitra 7. Tsy misy fandaniam-potoana 8. Mahakojakoja fitaovana 9. Mangarahara ny rafitra fanarahamaso 10. Mpiasa marisika 11. Malalaka kokoa ny toerana iasana Inona no tsikaritra rehefa mampihatra ny 5S? 45 Mba hahatanteraka izany, dia ireto no ilaina: • Sombim-pahalalana kely, • Miasa mafimafy kely, • Laroina finiavana kely ; ary • Toetra amam-pihetsika tena mahomby. Famaranana ? Misaotra 46 MANORINA TOETRA AMAM- PIHETSIKA TSARA MBA HAMPIAKATRA NY VOKATRA, KALITAO, ARY TSY HISIAN’NY LOZA 1 Session 13.2 Tanjon’ny fiofanana 1- Mahazo ny atao hoe toetra amam-pihetsika sy teoetra amam-pihetsika mahomby 2- Mahafantatra ny mahazavadehibe ny toetra amam-pihetsika mahomby 3- Mahafantatra ny fisehon’ny toetra amam- pihetsika mahomby 4- Mahafantatra ny fisehon’ny toetra amam- pihetsika TSY mahomby 5- Mahafantatra ireo F4 manampy ahazoana toetra amam-pihetsika mahomby 2 « Samy te hanao izay mahafalifaly ny sainy ny rehetra fa tsy te hanantanteraka ny tokony hatao » « Tsy ampy ny fahalalana sy ny fahaizana. Ny toetra amam-pihetsika mahomby no manova zavatra » Ny mahazavadehibe ny toetra amam- pihetsika mahomby 3 ATTITUDE: Toetra amam-pihetsika « Fomba hanehoanao ny toe-ponao (humeur) amin’ny hafa » « Fitondran-tena manoloana ny hafa » « Toe-tsaina iatrehana tranga iray. » « Fananana fotoana eo anoloan’ny hafa » « Fomba fijery manoloana zavatra iray. » 4 ATTITUDE POSITIVE: Toetra amam- pihetsika mahomby Fananana toetra sy fihetsika mendrika, izay sady mitsinjo anao no mitsinjo ny manodidina, mba hahazoan’ny tsirairay tombon-tsoa sy fahafaham-po amin’ny fifandraisana izay atao. 5 Ny fisehon’ny toetra amam-pihetsika mahomby 6 7 Raha otimiste ianao, ka alefanao mialoha ny finiavana hahomby, dia mampita toetra amam-pihetsika mahomby ianao ary zavatra tsara koa no hasetrin’olona anao matetika Raha pessimiste kosa ianao, ka miandry zavatra tsy mety hitranga, dia ratsy matetika ny toetra amam-pihetsikao, ary dia hihatakatahan’ny olona ianao. Fantatrao ve fa tsy misy olona manana ny vahaolana rehetra. Efa niezaka hiasa tsaratsara kokoa ve ianao na nanoso- kevitra ho amin’izany? 8 Mba mihaino tsara ny hafa ve ianao na manome lanja ny traikefan’ny hafa? Afaka miara-miasa amin’ny hafa ve ianao mba hahatratrarana tanjona iraisana, nefa tsy manakiana? 9 Efa niezaka ny hahafantatatra ny hevitry ny hafa ve ianao, ny fihetsiny, ny fijeriny, ny fisainany? Mba mahaliana anao ve ny hafa, ny tanjony, ny olany ? 10 Mampiasa ny fahaizana mampifaly ve ianao, mba ahafahanao mivelatra amin’ny asanao? (sens de l’humour) Vonona ve ianao hiatrika fiovàna, sy hampihatra hevitra vaovao? 11 Miezaha hivoatra amin’ny herinao. Misokàfa amin’ny hevitra vaovao. Maneke ny fiovàna Ny fahafanam-po no miteraka ny fivoarana 12 Toetra amam-pihetsika tsara uploads/Sante/ mad-02-03.pdf

  • 49
  • 0
  • 0
Afficher les détails des licences
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise
Partager
  • Détails
  • Publié le Nov 24, 2021
  • Catégorie Health / Santé
  • Langue French
  • Taille du fichier 4.7517MB