Foza orana - Miditra explorateur windows windows E na click droit sur menu démarrer dia explorer - Miditra ao menu Outils Option Dossier Oglet A ?chage dia ao ?chier et dossier caché cochéo a ?ché les ?chiers et dossiers cachés - Miditra ao ity chemin ity
- Miditra explorateur windows windows E na click droit sur menu démarrer dia explorer - Miditra ao menu Outils Option Dossier Oglet A ?chage dia ao ?chier et dossier caché cochéo a ?ché les ?chiers et dossiers cachés - Miditra ao ity chemin ity nareo raha disque C no misy ny system dia sinon raha disque hafa dia soloy fotsiny ny c lettre voalohany c windowssystem raha disque d d windowssystem Rehefa ta ?ditra ao dia tadiavo ity ?chier ity fozaorana vbe tonga dia suppriméo Raha tsy mety suppriména ilay izy dia manaova ctrl alt suprr dia miditra processus ary terminer le processus winscript exe dia avereno suppriména ilay ?chier - Clique menu démarrer dia executer Soraty eo hoe regedit dia Entrée ou Valider Miditra edition dia recherche na tonga dia Ctrl F Soraty eo hoe foza Cochéo daholo clé valeurs données dia recherche zay Isaky ny mahita valeurs izy dia suppriméo dia tsindrio ny F mba hanohy ny recherche Dia supriméo foana izay hitany mandrapahatapitra ny recherche misy message farany hoe recherche terminé dia OK Fanamarihana Mety hahita ary mety tsy hahita n'inn n'inn nareo ireo dingana etsy ambony ireo Mety possible mantsy hoe matin'ilay anti-virus ilay izy fa kosa tsy hain'ilay anti-virus ny mamerina ny valeur par défaut an'i windows Ny manipulation manaraka ity dia mamerina ny valeur par défaut an'i windows izany hoe mamerina ny bureau clique droit bureau menu arreter sns - Miverina any regedit ihany aloha isika Menu démarrer Executer regedit Valider ou Entrée HKEYCURRENT USERSoftwareMicrosoftWindowsCurrentVersionPo liciesExplorer Suppriméo daholo ny valeur rehefa afa-tsy ireto ambany ireto Par défaut NoDriveTypeAutoRun - Farany A ou B A - Manaova ctrl alt suprr Processus dia terminer le Cprocessus explorer avy eo miditra Fichier Nouvelle t? che Executer dia soraty eto explorer dia Valider ou Entrée B - Na koa tonga redemarrer ny machine Tokony hiverina lohany daholo ny rehetra avy eo C
Documents similaires










-
35
-
0
-
0
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise- Détails
- Publié le Apv 28, 2022
- Catégorie Administration
- Langue French
- Taille du fichier 33.5kB