Repartition terminale l CMINISTERE DE L ? EDUCATION NATIONALE SECRETARIAT GENERAL DIRECTION GENERALE EN CHARGE DE LA PEDAGOGIE DIRECTION DES CURRICULA ET DES RECHERCHES PEDAGOGIQUES REPARTITION ANNUELLE DU PROGRAMME SCOLAIRE CLASSE DE TERMINALE L - C C CT
CMINISTERE DE L ? EDUCATION NATIONALE SECRETARIAT GENERAL DIRECTION GENERALE EN CHARGE DE LA PEDAGOGIE DIRECTION DES CURRICULA ET DES RECHERCHES PEDAGOGIQUES REPARTITION ANNUELLE DU PROGRAMME SCOLAIRE CLASSE DE TERMINALE L - C C CTOROMARIKA ANKAPOBENY Ny fandaharam-pibeazana no ?taovana enti- mampianatra voalohany ampiasaina izay ahitana ny vontoatim-pahalalana fahaiza-manao ary ny toetra amam-pihetsika irina hananan ? ny beazina Notsinjaraina isan-kerinandro sy isam-bolana ary isan-taona ireo tanjona hotratrarina mandritra ny taom-pianarana iray Nampifanarahina amin ? ny fandaharam-pibeazana misy ankehitriny ity tahirin-kevitra ity izay manomana miandalana ihany koa ny mpanabe ho amin ? ny fandaharam- pibeazana vaovao Nofaritana ho teloambin ? ny telopolo herinandro ny faharetan ? ny fotoana hanatanterahana ny fampianarana- ?anarana ? mandritra ny taona iray Hita taratra ao anatin ? ity tahirin-kevitra ity ny faharetan ? ny seho iray isan-taranja - ny isan ? ny seho hotanterahina isan-kerinandro - ireo tanjona manokana arahina fafana ahitana ny tanjona hotratrarina isan ? andro - ny lohahevitra - ny isan ? ny sehoisan ? andro - ireo zana-tanjona mandra ?tra ny taranja tsirairay Hotanterahina isaky ny roa volana ny fanombanana isa-taranja Amin ? ireto herinandro ireto no heverina hanaovana izany - ho an ? ny roavolana voalohany dia ny herinandron ? ny oktobra - ho an ? ny roavolana faharoa dia ny herinandron ? ny desambra - ho an ? ny roavolana fahatelo dia ny herinandron ? ny febroary - ho an ? ny roavolana fahaefatra dia ny herinandron ? ny aprily - ho an ? ny roavolana fahadimy dia ny herinandron ? ny jiona Marihina fa tari-dalana ihany no aroso ho antsika ao anatin ? ity tahirin-kevitra ity CFIZAHAN-TAKILA MALAGASY FRANÇAIS ANGLAIS SCIENCES ECONOMIQUES ET SOCIALES HISTOIRE GEOGRAPHIE MATHEMATIQUES SCIENCES PHYSIQUES ET SCIENCES DE LA VIE ET DE LA TERRE PHILOSOPHIE EDUCATION PHYSIQUE ET SPORTIVE CMALAGASY FAHARETAN ? NY SEHO ora sy ora ISAN ? NY SEHO ISAN- KERINANDRO ROAVOLANA TANJONA MANOKANA TONDRO AO Isan ? ny Mpianatra afaka ? AMIN ? NY seho Vanim- FANDAHARAM- potoana PIANARANA Voalohany FANONERENA hatramin ? ny NY LITERATIORA MALAGASY Mijery ny endrika ivelany sy ny tara-kevitra raketin ? ny asa Ny tantaran ? ny soratra mamantatra ny literatiora mpanoratra avy amin ? ny malagasy fandinihana ny asa soratra ary afaka mandra ?tra asa literera Manasongadina ny la ?ny kanto Ny mpanoratra sy ao amin ? ny asasoratra ny asa sorany TOMBANA Fiatoana Toussaint oktobra ?? novembre Faharoa Manasongadina ny la ?ny kanto Ny mpanoratra sy ao amin ? ny asasoratra ny asa sorany hatramin ? ny FANADIHADIANA LAHATSORATRA Mahalala ny hevitra ambadika Tekinika raketin ? ny ohabolana na tenina fanadihadiana mpandinika mpanoratra ary lahatsoratra sy afaka mitsikera amin ? ny fomba famakafakan- mirindra kevitra Fanadihadiana lahatsoratra TOMBANA Fialantsasatry ny No? ly desambra ?? janoary Fahatelo Mahalala ny hevitra ambadika Fanadihadiana raketin ? ny ohabolana na tenina lahatsoratra hatramin ? ny mpandinika mpanoratra ary Fanadihadiana afaka mitsikera amin ? ny fomba lahatsoratra mirindra Famakafakan- kevitra NY MALAGASY SY NY FIHEVERANY NY TONTOLONY Manakatra ny ra ?- Ny amin ? ny pisainana Malagasy ny olombelona sy
Documents similaires










-
39
-
0
-
0
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise- Détails
- Publié le Mar 02, 2022
- Catégorie Administration
- Langue French
- Taille du fichier 128kB