Repartition terminale s CMINISTERE DE L ? EDUCATION NATIONALE SECRETARIAT GENERAL DIRECTION GENERALE EN CHARGE DE LA PEDAGOGIE DIRECTION DES CURRICULA ET DES RECHERCHES PEDAGOGIQUES REPARTITION ANNUELLE DU PROGRAMME SCOLAIRE CLASSE DE TERMINALE S - C C CT
CMINISTERE DE L ? EDUCATION NATIONALE SECRETARIAT GENERAL DIRECTION GENERALE EN CHARGE DE LA PEDAGOGIE DIRECTION DES CURRICULA ET DES RECHERCHES PEDAGOGIQUES REPARTITION ANNUELLE DU PROGRAMME SCOLAIRE CLASSE DE TERMINALE S - C C CTOROMARIKA ANKAPOBENY Ny fandaharam-pibeazana no ?taovana enti- mampianatra voalohany ampiasaina izay ahitana ny vontoatim-pahalalana fahaiza-manao ary ny toetra amam-pihetsika irina hananan ? ny beazina Notsinjaraina isan-kerinandro sy isam-bolana ary isan-taona ireo tanjona hotratrarina mandritra ny taom-pianarana iray Nampifanarahina amin ? ny fandaharam-pibeazana misy ankehitriny ity tahirin-kevitra ity izay manomana miandalana ihany koa ny mpanabe ho amin ? ny fandaharam- pibeazana vaovao Nofaritana ho teloambin ? ny telopolo herinandro ny faharetan ? ny fotoana hanatanterahana ny fampianarana- ?anarana ? mandritra ny taona iray Hita taratra ao anatin ? ity tahirin-kevitra ity ny faharetan ? ny seho iray isan-taranja - ny isan ? ny seho hotanterahina isan-kerinandro - ireo tanjona manokana arahina fafana ahitana ny tanjona hotratrarina isan ? andro - ny lohahevitra - ny isan ? ny sehoisan ? andro - ireo zana-tanjona mandra ?tra ny taranja tsirairay Hotanterahina isaky ny roa volana ny fanombanana isa-taranja Amin ? ireto herinandro ireto no heverina hanaovana izany - ho an ? ny roavolana voalohany dia ny herinandron ? ny oktobra - ho an ? ny roavolana faharoa dia ny herinandron ? ny desambra - ho an ? ny roavolana fahatelo dia ny herinandron ? ny febroary - ho an ? ny roavolana fahaefatra dia ny herinandron ? ny aprily - ho an ? ny roavolana fahadimy dia ny herinandron ? ny jiona Marihina fa tari-dalana ihany no aroso ho antsika ao anatin ? ity tahirin-kevitra ity CFIZAHAN-TAKILA MALAGASY FRANÇAIS ANGLAIS HISTOIRE GEOGRAPHIE SCIENCES ECONOMIQUES ET SOCIALES SCIENCES PHYSIQUES ET CHIMIQUES SCIENCES DE LA VIE ET DE LA TERRE MATHEMATIQUES EDUCATION PHYSIQUE ET SPORTIVE PHILOSOPHIE CFAHARETAN ? NY SEHO ora MALAGASY ? ISAN ? NY SEHO ISAN-KERINANDRO ROAVOLANA TANJONA MANOKANA Mpianatra afaka TONDRO AO AMIN ? NY FANDAHARAMPIANARANA FANONERANA Voalohany hatramin ? ny mijery ny endrika ivelany sy ny tara- kevitra raketin ? ny asa soratra ary mamantatra ny mpanoratra avy amin'ny fandinihany asa soratra ary afaka mandra ?tra asa literera Ny tantaran ? ny literatiora malagasy Isan ? ny seho Vanimpotoana TOMBANA Fiatoana Toussaint oktobra ?? novambra manasongadina ny la ?ny kanto ao Faharoa hatramin ? ny amin ? ny asasoratra Ny mpanoratra sy ny asa sorany TOMBANA Fialantsasatry ny No? ly desambra ?? janoary FANADIHADIANA LAHATSORATRA mahalala ny hevitra ambadika Tekinika raketin ? ny ohabolana natenina fanadihadiana mpandinika mpanoratra ary lahatsoratra sy afaka mitsikera amin ? ny fomba famakafakan- mirindra kevitra Fanadihadiana lahatsoratra Fahatelo hatramin ? ny Famakafakankevitra NY MALAGASY SY NY FIHEVERANY NY TONTOLONY manakatra ny ra ?-pisainana Malagasy ny amin ? ny ?heverany ny olombelona sy ny ?fampitondrany Ny amin ? ny olombelona sy ny mifehy ny tena mitandrina ny ?fandraisany tena amam pihetsika manoloana ny hafa TOMBANA Andron ? ny sekoly - - febroary Fiatoana febroary ?? martsa Fahefatra NY MALAGASY SY NY FIHEVERANY NY TONTOLONY mamantatra ny ?heverana hatramin ? ny Ny fanahy C
Documents similaires










-
35
-
0
-
0
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise- Détails
- Publié le Sep 13, 2021
- Catégorie Administration
- Langue French
- Taille du fichier 140.2kB