SUJET BACC HISTO GEO SERIE A Baccalauréat de l'enseignement général Madagascar
SUJET BACC HISTO GEO SERIE A Baccalauréat de l'enseignement général Madagascar Session 1999 HISTOIRE - GEOGRAPHIE – Série : A A - Questions obligatoires (20 points) 1.- Le mur de Berlin : ses significations historiques (les dates sont de rigueur). 2.- Sur une carte simplifiée des Etats-Unis, localisez les différents belts (légende exigée). B - SUJETS AU CHOIX (60 points) 1.- Dissertation La décolonisation et la naissance du Tiers-Monde sont-elles de simples processus de l’histoire ? 2.- Commentaire de texte Les Etats-Unis « superpuissance ». ...La seconde guerre mondiale avait consacré les Etats-Unis « super- puissance ». L’hégémonie de son économie était incontestée, fondée sur un appareil productif puissant, une monnaie sans rivale. Disposant d’atouts naturels et humains nombreux ils restent la première du monde, mais ne dominent plus l’ensemble des pays capitalistes et leur modèle est de plus en plus remis en cause. In. : Le système monde en question, p.283 - - - - - - - - - - - - - - - A - Fanontaniana tsy maintsy valiana (Isa 20) 1.- Ny rindrin’i Berlin : ny antony sy ny anjara toerany eo amin’ny tantara (takina ny daty). 2.- Ataovy ny kisary tsotra maneho an’i Etazonia, sorito eo ireo fizarazaran’ny erana ara-pambolena (takina ny mari-bolana). B - LAZA ADINA ISAFIDIANANA (Isa 60) 1.- Famoaboasan-kevitra Ny fanafoanana ny maha-zanatany sy ny fahaterahan’ny Andian-tany Fahatelo ve azo heverina ho fizotry ny tantara fotsiny ? 2.- Fanadihadiana tahirin-kevitra Etazonia : « firenena farany izay matanjaka ». ... Nampanjary an’i Etazonia ho « firenena farany izay matanjaka » ny ady lehibe faharoa. Tsy azo lavina ny fanjakazakan’ny toe-karenany, izay mifototra indrindra amina fitaovam-pamokarana matanjaka sy vola tsy misy toy ny azy. Noho ny fananany tombon-tsoa ara-voajanahary betsaka sy olona maro dia mitoetra ho loha laharana ara-toe-karena ihany izy, kanefa tsy mahafehy intsony ny fitambaran’ny tany kapitalista, ka na ny maha- modely azy aza toa mampisalasala. Notsoahina avy ao amin’ny boky : Le système monde en question, p. 283 Baccalauréat de l'enseignement général Madagascar Session 2000 HISTOIRE - GEOGRAPHIE – Série : A A / Questions obligatoires (5 points) 1 - Les objectifs du plan Marshall . (2 points) 2 - Donnez et expliquez trois critères du sous-développement . (3 points) B / Sujets au choix (15 points) N.B : Le candidat doit traiter UN Sujet sur les DEUX proposés. 1 – Dissertation. Les relations entre les deux Super-Grands de 1976 à 1988 ont-elles conduit le monde vers une nouvelle guerre froide ou vers la paix ? Expliquez. 2 - Commentaire de texte. La place de la bande orientale dans le peuplement des Etats-Unis. Au point de vue de la diversité des ressources minières, la bande privilégiée est la bande occidentale du territoire ; au point de vue agricole, c’est la bande centrale. La population occupe massivement la bande orientale. Elle y a certes trouvé des conditions minières très favorables, des possibilités agricoles suffisantes qu’elle a exploitées avec intensité, mais le déséquilibre demeure. Il est d’essence historique. Le peuplement des Etats-Unis ne doit pratiquement plus rien au vieux fonds de la population indienne, qui n’est plus représenté que par des reliques humaines considérées comme des curiosités ethnologiques, conservées dans des sortes de musées de l’humanité indienne que sont les réserves. Il est européen par ses origines, et fondamentalement atlantique par ses virtualités et ses activités. Sans avoir négligé les richesses de l’intérieur et de l’Ouest, sans résister aux sollicitations de l’expansion vers le Pacifique et au-delà du Pacifique, les Américains du Nord restent géographiquement liés à leurs origines… Pierre George : Géographie de la population. ‘‘Que sais-je’’ n°1187, p 16 - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - A / Fanontaniana tsy maintsy valiana (isa 5) 1 - Ny tanjona tratrarina amin’ny fampiharana ny drafitra Marshall. (isa 2) 2 - Omeo sady hazavao toetra telo ahazoana milaza fa andalam-pandrosoana ny firenena iray. (isa 3) B / Laza Adina isafidianana (isa 15) N.B : Isafidianana ny Laza adina 1 sy 2. 1 - Famoaboasan-kevitra. Nitondra an’izao tontolo izao ho amin’ny ady manara vaovao ve sa amin’ny fandriampahalemana kosa ny fifaindraisana nisy teo amin’i Etazonia sy ny Firaisana Sovietika nanomboka ny taona 1976 ka hatramin’ny 1988 ? Hazavao. 2 - Fanadihadiana tahirin-kevitra. Ny anjara toeran’ny ilany atsinanana eo amin’ny fiorenam-ponenana any Etazonia. Raha ny habetsahan’ny karazany eo amin’ny harena ankibon’ny tany no jerena dia azo lazaina fa ny ilany andrefan’i Etazonia no manana tombotsoa manokana, raha eo amin’ny lafiny fambolena indray dia ny faritra afovoany. Ny ilany atsinanana kosa no be mponina indrindra. Marina fa tsara tokoa ny fepetra nisy teo amin’ity toerana ity raha ny fitrandrahana ny harena ankibon’ny tany no jerena, toy izany koa ny fahazoana mitrandraka ny asa fambolena, nefa na izany aza dia mitoetra foana ny tsy fifandanjana. Antony ara-tantara no hanazavana an’izany. Azo lazaina fa tsy ny Indiana mponina tranainy indrindra amin’ity toerana ity no maro an’isa any, satria ny sisa tavela amin’izy ireo dia heverina ho toy ny zava-mahaliana eo amin’ny lafiny haifoko amam-pirazanana izay voatahiry amin’ny karazan- tranombakoka indiana momba ny maha olona, tsy inona tsy akory izany fa ireo tany natokana honenan’izy ireo. Azo lazaina fa eoropeana ny fiavian’ny mponina amerikana ary atlantika kosa eo amin’ny lafiny fihetsiketsehana sy eo amin’ny lafin-javatra azo tanterahana. Tsy nanao ho ambanin- javatra ny harena tao anatiny sy any andrefana izy, sady tsy naharitra ny fisintonana nitarika fitarana any amin’ny ilany Pasifika sy ny any ambadiky ny ranomasina Pasifika, nefa na izany aza dia voafatotra ara-jeografia amin’ny fiaviany ny Amerikana Tavaratra… Notsoahina avy amin’ny boky nosoratan’i Pierre George, Géographie de la population ‘’Que sais-je’’ laharana 1187, p16. Baccalauréat de l'enseignement général Madagascar Session 2001 HISTOIRE-GEOGRAPHIE – Série : A A – Questions obligatoires : ( 5 points ) 1 – La fissuration du bloc capitaliste a)- Causes (2 pts) b)- Manifestations 2 – Les problèmes causés par la croissance démographique dans les P.V.D. (3 pts) B – Sujets au choix : ( 15 points ) N.B. : Le candidat doit traiter UN SUJET sur les deux proposés. 1 - Dissertation La Triade domine le monde d’aujourd’hui sur le plan politique, économique et culturel élargissant ainsi le fossé qui sépare le Nord et le Sud. Expliquez. 2 – Commentaire de document : La formation des blocs et leurs relations de 1947 à 1962. Pendant les règlements de l’après-guerre, les tensions se renforcent entre les anciens alliés. La méfiance se transforme ouvertement en affrontement à la fois idéologique, économique, culturel et militaire à partir de 1947. Se forment alors les blocs qui ne connaîtront de détente véritable dans leurs rapports qu’à partir de 1962… Danièle Bernard dans Histoire Tle p. 108 – 1998. - - - - - - - - - - - - - - - - - - - A – Fanontaniana tsy maintsy valiana : ( isa 5 ) 1 – Ny fitriaran’ny vondron-tany kapitalista. a)- Ny antony ( isa 2 ) b)- Ny fisehony 2 – Ireo olana ateraky ny fitombon’ny mponina eo amin’ny firenena andalam- pandrosoana ( isa 3 ) B – Laza adina isafidianana ( isa 15 ) N.B. : Isafidianana ny laza adina 1 sy 2. 1 – Famoaboasan-kevitra. Mifehy ny fifandraisana eran-tany ankehitriny eo amin’ny lafiny politika, toekarena sy kolontsaina ny « Telo Lehibe Matanjaka » (Triade), ka mampitombo ny hantsana mampisaraka ny Avaratra sy ny Atsimo izy amin’izany. Hazavao. 2 – Fanadihadiana tahirin-kevitra. Ny fiforonan’ny vondron-tany sy ny fifandraisany nanomboka ny taona 1947 ka hatramin’ny 1962. Nandritra ny fandaminana natao taorian’ny ady lehibe faharoa dia nihamafy ny fifanolanana teo amin'ireo mpiara-dia fahizay. Ny fifampiahiahiana efa nisy dia nivadika ho fifandonana mibaribary teo amin’ny lafiny ara- pirehan-kevitra, ara-toekarena, ara-kolontsaina sy ara-tafika, nanomboka ny taona 1947. Niforona noho izany ny vondrona roa mifanohitra izay tsy hahita ny tena fitsaharan’ny disadisa tanteraka teo amin’ny fifandraisany raha tsy ny taona 1962… Tahirin-kevitra nosoratan’i Danièle Bernard Histoire Tle p. 108 – 1998. Baccalauréat de l'enseignement général Madagascar Session 2002 HISTOIRE - GEOGRAPHIE – Série : A A - QUESTIONS OBLIGATOIRES (5points) 1 - Le rôle de l’Etat dans l’économie américaine. (3pts) 2 - Dites ce que vous savez sur ‘‘le coup de Prague’’ (2pts) B - SUJETS AU CHOIX (15points) NB : Le candidat doit traiter UN sujet sur les DEUX proposés 1 - Dissertation L’espace industriel des USA et son impact sur la répartition de la population. 2 – Commentaire de document La détente : 1962 – 1975 Au cours des années 1960, le monolithisme des deux blocs tend à s’effriter, les deux super-grands amorcent une coopération commerciale et un dialogue visant à limiter la course aux armements : c’est l’ère de la détente. Cet esprit nouveau d’ouverture n’exclut pas la confrontation ; particulièrement aiguë dans le long conflit uploads/Geographie/ sujet-bacc-histo-geo-serie-a.pdf
Documents similaires
-
9
-
0
-
0
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise- Détails
- Publié le Apv 20, 2022
- Catégorie Geography / Geogra...
- Langue French
- Taille du fichier 1.8653MB