Devenir acteur et createur de sa vie
DEVENIR ACTEUR ET CREATEUR DE SA VIE PAR COACH HYACINTHE BASILE RAZAFINDRANONY CIZA MOA AHO ? RAZAFINDRANONY Hyacinthe Basile no Ananarako Mpampianatra mpampiofana momba ny Fampivoarana ny maha izy azy ny tena sy ny tontolo Arak ? Asa ary ny Ara-panahy CIRETO AVY IREO MODULES HARAHINTSIKA MANDRITRA NY FIOFANANA IZAY HARAHINTSIKA ATO AMIN ? NY VONDRONA ? Module Telozoro hanatsarana ?ainana araka ny tokony ho izy Les angles pour construire une vie sur mesure ? Module Famadihana ny hevitra ho valiny azo tsapain-tanana Concrétisation des Idées vers le Résultat ? Module Hery ny Fisintomana La loi d ? attraction ? Module Teknika famoronana kisarisary an-tsaina Technique de la Visualisation créatrice ? Module Mindset Money ? Module Art de la Communication ? Module Bonus CModule Les angles pour construire une vie sur mesure VISION RELATION IMPORTANT ENERGIE CVISION ? Mila manana vina isika amin ? ny ?aianana mba hisy lanja ny antompisiantsika eto ambonin ? ny tany ? Ilaina manana vina goavana izay harahin ? ny vina fohy ezaka ? Manaova dingana isan ? andro CIMPORTANT ? Na inona na inona ny zavatra mitranga ety amin ? ny tontolo ivelany dia manana ny manan-danja kokoa ianao ao anatinao ? Mila ataonao izay hanasongadinana ny ao anatinao mba hisy ?antraikany tsara ety amin ? ny tontolo hita maso ? Aza manaiky hidiran ? ny akon ? ny tontolo ivelany mba hanimbana ny manan-danja ny ao anatinao CRELATION ? Miankina amin ? ny kalitaon ? ny olona mifandray aminao ety amin ? ny tontolo ivelany no mety hahatanteraka sy ny tsy hahatanteraka ny vision anao ? Mila namana tsara afaka manampy anao hanatanteraka ny no ?no ?nao ? Halaviro ny namana ratsy CENERGIE NA ANGOVO Io energie io no hafahantsika mamelona ny ao anatintsika izany hoe ny energie no miteraka vibration ambony Rehefa matanjaka tsara ny energie dia mitombo ny frequence vibratoire ao anatinao Rehefa mitombo ny frequence vobratoire dia manomboka mifantoka hatrany mankany amin ? ny vina lavitrezaka na fohy ezaka ianao CFEHINY Ianao ihany no Lead-ny ?ainanao ianao ihany no chef Directeur ny ?ainanao Misy zavatra azonao fehezina ary misy zavatra tsy azonao fehezina Ny azonao fehezina dia ny manan-danja ao anatinao Ny Univers no mameno ny ambiny izay tsy hainao fehezina Izany hoe ny tontolo ivelany izay tsy miainga avy aminao CFehiny Ity Session voalohany ity mifandraika amin ? ny video manaraka dia ny hoe Famadihana ny hevitra mifandraika amin ? ny valiny tena izy ? na Concrétisation des idées vers le Résultat ? CQUESTION Soraty ao amin ? ny Commentaire ny fanontaniana tianantsika habetraka CMisaotra betsaka antsika rehetra nanaraka hatramin ? ny farany ho alefa ao amin ? ny ?chier ny Groupe ity Resumé ity Amin ? ny Session manaraka indray Mandrosoa hasina tompoko C
Documents similaires
![](https://b3c3.c12.e2-4.dev/disserty/uploads/preview/vL8X4W38y0JWc6JO62bTsZlxIHHtp5CytMhhFZ03XNzxMm8YHt5ATSKugDZenBIpqGIHBb3ulNYvm2Pl7ArKqpQi.png)
![](https://b3c3.c12.e2-4.dev/disserty/uploads/preview/11704212022jaclmr2hl4dpbantfrfxqebom7lmjzzxrutkjzbmnm3wu2n6cqsjfbzb3pyvdphhtcet3lptxayqkosad0nnm1lfxsfpzgcs4vgy.png)
![](https://b3c3.c12.e2-4.dev/disserty/uploads/preview/Y6p7ZfL1gFJeADaPIfuLoSaYLZGZBZG0oFtvP6sryhPRjr7jysBclo9h9aV7cQVQXDiKczSbaUyCJSkSytvK38zI.png)
![](https://b3c3.c12.e2-4.dev/disserty/uploads/preview/PwJGbkePLrWjVjGbIeKzROQ9LFAkVCgVEFn435uRTbtBpCCy7YLM1gU4Unh5mY6LBQ0BTOmqOqJpVf015kmckhlX.png)
![](https://b3c3.c12.e2-4.dev/disserty/uploads/preview/XdxYG4rGwHLumhiMJcZqbVbINZXSrq8gIejQG95xX0LzIuRBVfa0pFWBIS0lMlZrqeBDpaLI2i7upNvtoWSr3EWY.png)
![](https://b3c3.c12.e2-4.dev/disserty/uploads/preview/lKxbuJfpLnFO7O4qCT3nI4AcomUZnfkQDZaIIrxsnOfApLOaM4djPVhSNTUjbYqj1iAtrRHMUHvYI3esii18z9Hm.png)
![](https://b3c3.c12.e2-4.dev/disserty/uploads/preview/11704213158iv5wlgp7qwozar1ostgejtoyb32l8d7w0ffbyi24ujig4pbaq7dfidkdi9mvicqobkxzgmlf3egnhra87tog3rqkquil810dyidy.png)
![](https://b3c3.c12.e2-4.dev/disserty/uploads/preview/TucMrEBH9nF56Q4ByjolEiT8qdijoxkqDtVaBzqAr0QW7PD1dlQm0T7Y2VedCucI6HqCVg9FMtZwUFoYlqGIgBQz.png)
![](https://b3c3.c12.e2-4.dev/disserty/uploads/preview/11704053023ayjytrtztrbuoptrh07nqdkjpi2ibav2dtxr1ory5pcyym8iubjhs06un1vyuqwt6a2sznvjlp1j35hpawfh1xja70nlzge9hjn6.png)
![](https://b3c3.c12.e2-4.dev/disserty/uploads/preview/VzrMOUmXHh453DGbK8XNMecHZhHvG5uPhtTGmayfQzd8wTfifk0ZoAbd5NqmROypDeC0CwfeKsVyBmZbf987QvM9.png)
-
38
-
0
-
0
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Aucune attribution requise- Détails
- Publié le Sep 30, 2021
- Catégorie Management
- Langue French
- Taille du fichier 29.5kB