DEVENIR ACTEUR ET CREATEUR DE SA VIE PAR COACH HYACINTHE BASILE RAZAFINDRANONY

DEVENIR ACTEUR ET CREATEUR DE SA VIE PAR COACH HYACINTHE BASILE RAZAFINDRANONY IZA MOA AHO ? RAZAFINDRANONY Hyacinthe Basile no Ananarako, Mpampianatra, mpampiofana momba ny Fampivoarana ny maha izy azy ny tena sy ny tontolo Arak’Asa ary ny Ara-panahy IRETO AVY IREO MODULES HARAHINTSIKA MANDRITRA NY FIOFANANA IZAY HARAHINTSIKA ATO AMIN’NY VONDRONA Module 1: Telozoro hanatsarana fiainana araka ny tokony ho izy( Les 03 angles pour construire une vie sur mesure) Module 2: Famadihana ny hevitra ho valiny azo tsapain-tanana ( Concrétisation des Idées vers le Résultat) Module 3: Hery ny Fisintomana ( La loi d’attraction) Module 4 : Teknika famoronana kisarisary an-tsaina( Technique de la Visualisation créatrice) Module 5: Mindset Money Module 6: Art de la Communication Module 7: Bonus Module 1 : Les 03 angles pour construire une vie sur mesure VISION ENERGIE RELATION IMPORTANTINFLUENCE NEGATIVE VISION Mila manana vina isika amin’ny fiaianana mba hisy lanja ny antom- pisiantsika eto ambonin’ny tany Ilaina manana vina goavana , izay harahin’ny vina fohy ezaka. Manaova dingana isan’andro IMPORTANT Na inona na inona ny zavatra mitranga ety amin’ny tontolo ivelany, dia manana ny manan-danja kokoa ianao ao anatinao. Mila ataonao izay hanasongadinana ny ao anatinao mba hisy fiantraikany tsara ety amin’ny tontolo hita maso Aza manaiky hidiran’ny akon’ny tontolo ivelany mba hanimbana ny manan-danja ny ao anatinao RELATION Miankina amin’ny kalitaon’ny olona mifandray aminao ety amin’ny tontolo ivelany no mety hahatanteraka sy ny tsy hahatanteraka ny vision anao Mila namana tsara afaka manampy anao hanatanteraka ny nofinofinao Halaviro ny namana ratsy , ENERGIE NA ANGOVO Io energie io no hafahantsika mamelona ny ao anatintsika, izany hoe ny energie no miteraka vibration ambony. Rehefa matanjaka tsara ny energie dia mitombo ny frequence vibratoire ao anatinao. Rehefa mitombo ny frequence vobratoire dia manomboka mifantoka hatrany mankany amin’ny vina lavitrezaka na fohy ezaka ianao. FEHINY Ianao ihany no Lead-ny fiainanao , ianao ihany no chef, Directeur ny fiainanao. Misy zavatra azonao fehezina ary misy zavatra tsy azonao fehezina. Ny azonao fehezina dia ny manan-danja ao anatinao. Ny Univers no mameno ny ambiny izay tsy hainao fehezina. Izany hoe ny tontolo ivelany izay tsy miainga avy aminao. Fehiny Ity Session voalohany ity mifandraika amin’ny video manaraka dia ny hoe « Famadihana ny hevitra mifandraika amin’ny valiny tena izy » na « Concrétisation des idées vers le Résultat » QUESTION Soraty ao amin’ny Commentaire ny fanontaniana tianantsika habetraka ! Misaotra betsaka antsika rehetra nanaraka hatramin’ny farany, ho alefa ao amin’ny fichier ny Groupe ity Resumé ity Amin’ny Session manaraka indray Mandrosoa hasina tompoko! uploads/Management/ devenir-acteur-et-createur-de-sa-vie.pdf

  • 29
  • 0
  • 0
Afficher les détails des licences
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise
Partager
  • Détails
  • Publié le Jui 20, 2022
  • Catégorie Management
  • Langue French
  • Taille du fichier 0.5696MB