Ny ho lazaiko eto tsy voatery ho arahana na atao mitovy be fa base fotsiny no i
Ny ho lazaiko eto tsy voatery ho arahana na atao mitovy be fa base fotsiny no itondrako azy . Hezahina atao tsotra nefa mahaliana , mipetraka tsara sy mazava ary MIAVAKA . Efa manomboka mitombo tsikely2 ny Malagasy mahalala ny fisin'ilay izy mantsy dia miasarotra ny candidature , ny famille somary vitsy ihany 1- Photo sur ton compte Sarinao irery Sarinao miaraka @ ankizy Vidéo mba mampiseho an'ilay fiteny hainao rehetra ( ahitany ny accent_anao iny ) 2- Chère famille ... Io étape voalohany io no tena important satria raha vao io no tsy manintona dia tsy hamaky ny tohiny izy . Nom + âge + nationalité no atao voalohany . Après manazava an'ilay tena antony hanaovanao Au pair ( échange culturel , changement , langues , mitaiza zaza ) . Tsy mahazo miteny hoe hipetraka any rehefa vita ny Au pair . Na rehefa manao entretien aza aleo tsy lazaina izay . Rehefa tonga aty nareo dia afka miteny azy après quelques mois hoe itanao fa mety aminao ilay mipetraka aty . Izay ihany koa ilay découverte ho atao mantsy 3- Ma personnalité : Toetra manamarika anao no atao na tsara na ratsy . Aza atao simple ohatra oe : Je suis sérieuse , curieuse , ... Fa azavao tsirairay ny antony . Rehefa caractère somary négatif kosa dia farano @ zavatra tsara foana ( ohatra hoe za toy izao .... na dia izany aza anefa tsy manankana ahy ho otrzao .... ) 4- Ma famille : Firy nareo no miaraka mipetraka . Firy ny isan'zandry sy zokinao . Toy ny ahoana ny fiainam- piainanareo ao ( ambiance familiale ohatra ) 5- Mon éducation : Ny fianaranao nataonao + ny antony nisafidiananao azy . Inona no idiran'ilay Au pair @ ilay fianarana ( azo resahina raha misy ) . 6- Mon temps libre : Afaka mamorona tsara mts saingy tandremo adino rehefa manao entretien . Mba activités mitondra fahombiazana : mamaky boky , mihaino hira , manao sakafo , manao sport , tia manao dessin . Azavao tsara ny antony itiavanao manao an'ilay activités 7- Mon expérience de garde d'enfants : Ity nen-tsika rehetra matetika mitovy daholy , ilay hoe mitaiza ny zanaky cousin sy cousine na zoky sy zandry . Fa tadidio oe mila miavaka foana satria efa be dia be ny Malagasy liana @ ilay izy Azavao tsara ny activités , kilalao ataonao miarak@ ilay ankizy rehefa mitazona azy enao . Inona no soa na fampianarana entinao ho azy akotran'ny efa nomen'RAD azy . Tena ataovy miavaka tsara satria io no tena important @ famille 8- Mes connaissances linguistiques : Izay langues rehetra hainao , ataovy hita @ ilay vidéo nolazaiko teo 9- Pourquoi devenir Jeune Au pair : Ny antony tena namprisika anao hanao azy . Ny tinao ho entina ho an'ilay famille ( culture antsika ohatra mba tinao zaraina @ hafa ) Inona no tena important t@ ilay izy nahatonga anao naka decision oe hilaozako ny famille-ko , ny fianarako dia anao Au pair un an aho 10- Mes attentes : Ny fivoarana rehetra andrasanao na tadiavinao @ ilay mitaiza zaza , mianatra fiteny , culture vaovao N.B : Miankina @ ilay Pays tinao handehanana ilay langue apesainao @ profil . Ny tena mety dia Français + Anglais . Anglais tsy nampiasa google traduction nefa satria ny famille aty mahay miteny Anglais daholy ka tonga dia itany io raha nalaina avy @ google traduction . Rehefa tsy mbola voafehy tsara ilay anglaus dia aleo Francais ihany Verifieo tsara ihany koa ilay en francais , grammaire , conjugaison . Ny famille tsy maintsy hamaky mots par mots satria ho ankininy @nao ny zanany , ny tranony , hifampizara fiainana nareo mandritrany eri-taona... Tsy maintsy manana confiance aminao tsara izy vao hanaiky Message alefa @ famille #Aupairworld - Avantage ho azon'ilay famille raha maka anao izy na maka gasy ( azavao tsara fa isika mbola manana an'ilay Fahendrena hoe manampy ny RAD @ asa ao an-trano , bobaka ny zaza manodidina antsika dia efa zatra miarak@ ankizy ) -Valiana ny attentes angatahan'ilay famille ao @ profil anzareo . Ahitana tsara oe tena namaky ilay profil enao so nandinika tsara , asehoy hoe mety aminao ilay andrasany . Ny resaka langue tiny asehoy hoe voafehinao tsara - Ny antony nisafidiananao an'ilay famille + ilay Pays -Ny resaka Visa koa reseo lahatra izy hoe tsy sarotra ( akotran'France moa zany lol ) . Lazao hoe efa misy2 ny gasy fantatrao aty no sady efa hainao ny demarches tokony atao rehetra Ny message privé tena avy aminao manonkana , iny tsy misy mahita . Ny famille manana abonnement sur Aupairworld afaka mamaky tsara ny message-nao uploads/Societe et culture/ profil-aupairworld.pdf
Documents similaires
-
12
-
0
-
0
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise- Détails
- Publié le Jan 28, 2022
- Catégorie Society and Cultur...
- Langue French
- Taille du fichier 0.0508MB