Profil aupairworld Ny ho lazaiko eto tsy voatery ho arahana na atao mitovy be fa base fotsiny no itondrako azy Hezahina atao tsotra nefa mahaliana mipetraka tsara sy mazava ary MIAVAKA Efa manomboka mitombo tsikely ny Malagasy mahalala ny ?sin'ilay izy ma
Ny ho lazaiko eto tsy voatery ho arahana na atao mitovy be fa base fotsiny no itondrako azy Hezahina atao tsotra nefa mahaliana mipetraka tsara sy mazava ary MIAVAKA Efa manomboka mitombo tsikely ny Malagasy mahalala ny ?sin'ilay izy mantsy dia miasarotra ny candidature ny famille somary vitsy ihany - Photo sur ton compte Sarinao irery Sarinao miaraka ankizy Vidéo mba mampiseho an'ilay ?teny hainao rehetra ahitany ny accent anao iny - Chère famille Io étape voalohany io no tena important satria raha vao io no tsy manintona dia tsy hamaky ny tohiny izy Nom ? ge nationalité no atao voalohany Après manazava an'ilay tena antony hanaovanao Au pair échange culturel changement langues mitaiza zaza Tsy mahazo miteny hoe hipetraka any rehefa vita ny Au pair Na rehefa manao entretien aza aleo tsy lazaina izay Rehefa tonga aty nareo dia afka miteny azy après quelques mois hoe itanao fa mety aminao ilay mipetraka aty Izay ihany koa ilay découverte ho atao mantsy - Ma personnalité Toetra manamarika anao no atao na tsara na ratsy Aza atao simple ohatra oe Je suis sérieuse curieuse Fa azavao tsirairay ny antony Rehefa caractère somary négatif kosa dia farano zavatra tsara foana ohatra hoe za toy izao na dia izany aza anefa tsy manankana ahy ho otrzao - Ma famille Firy nareo no miaraka mipetraka Firy ny isan'zandry sy zokinao Toy ny ahoana ny ?ainampiainanareo ao ambiance familiale ohatra - Mon éducation Ny ?anaranao nataonao ny antony nisa ?diananao azy Inona no idiran'ilay Au pair ilay ?anarana azo resahina raha misy - Mon temps libre Afaka mamorona tsara mts saingy tandremo adino rehefa manao entretien Mba activités mitondra fahombiazana mamaky boky mihaino hira manao sakafo manao sport tia manao dessin Azavao tsara ny antony itiavanao manao an'ilay activités - Mon expérience de garde d'enfants Ity nen-tsika rehetra matetika mitovy daholy ilay hoe mitaiza ny zanaky cousin sy cousine na zoky sy zandry Fa tadidio oe mila miavaka foana satria efa be dia be ny Malagasy liana ilay izy Azavao tsara ny activités kilalao ataonao miarak ilay ankizy rehefa mitazona azy enao Inona no soa na fampianarana entinao ho azy akotran'ny efa nomen'RAD azy Tena ataovy miavaka tsara satria io no tena important famille - Mes connaissances linguistiques Izay langues rehetra hainao ataovy hita ilay vidéo nolazaiko teo - Pourquoi devenir Jeune Au pair CNy antony tena namprisika anao hanao azy Ny tinao ho entina ho an'ilay famille culture antsika ohatra mba tinao zaraina hafa Inona no tena important t ilay izy nahatonga anao naka decision oe hilaozako ny famille- ko ny ?anarako dia anao Au pair un an aho - Mes attentes Ny ?voarana rehetra andrasanao na tadiavinao ilay mitaiza zaza mianatra ?teny culture vaovao N B Miankina ilay Pays tinao handehanana ilay langue apesainao pro ?l Ny tena mety dia Français Anglais Anglais tsy nampiasa google traduction nefa satria ny famille aty mahay miteny Anglais daholy ka tonga dia itany io raha nalaina avy google traduction Rehefa tsy mbola voafehy tsara ilay anglaus
Documents similaires
-
25
-
0
-
0
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Aucune attribution requise- Détails
- Publié le Mar 24, 2021
- Catégorie Society and Cultur...
- Langue French
- Taille du fichier 27.3kB