DECRET N° 2004-453 du 6 avril 2004 fixant les conditions d'application de la lo
DECRET N° 2004-453 du 6 avril 2004 fixant les conditions d'application de la loi n° 2003-036 du 30 janvier 2004 sur les sociétés commerciales (JO n°2908 du 14.06.04, p.2218) modifié par le décret n°2005-151 du 22 mars 2005 (JO n°2971 du 30.05.05, p.3900) PARTIE I DES DISPOSITIONS GENERALES Article premier. Les modalités d'application de la loi n° 2003-036 du 30 janvier 2004 sur les sociétés commerciales, sont fixées par les dispositions du présent décret. DIDIM-PANJAKANA LAHARANA FAHA 2004- 453 tamin'ny 6 Aprily 2004 mametra ny fombafomba fampiharana ny lalàna laharana faha 2003- 036 tamin’ny 30 janoary 2004 momba ny Fikambanam-barotra (JO n°2908 tamin’ny 14.06.04, p.2218) novain’ny didim-panjakana laharana faha 2005-151 tamin’ny 22 martsa 2005 (JO n°2971 tamin’ny 30.05.05, p.3900). FIZARANA I FEPETRA ANKAPOBENY Andininy voalohany : Ny fombafomba fampiharana ny lalàna laharana faha-2003-036 tamin’ny 30 janoary 2004 momba ny fikambanam-barotra, dia voafetran’ny andinindinin’ity didim- panjakana ity. Art. 2. procédés laissant trace écrite En application de l'article 2 et des dispositions de la loi sur les Sociétés commerciales relatives aux convocations et aux notifications en matière de droit des Sociétés, les procédés laissant trace écrite de la tentative de remise sont notamment les suivants: Lettre au porteur contre récépissé Lettre recommandée avec accusé de réception And. 2 : fomba fanaovana asa mamela dindo an-tsoratra Ho fampiharana ny andininy faha-2 sy ny fepetran’ny lalàna mikasika ny Fikambanam- barotra mifandraika amin’ny fiantsoana sy fampahafantarana atao amin’ilay olona voakasiky ny raharaha eo amin’ny lafiny lalànan’ny Fikambanam-barotra, ny fomba fanaovana asa mamela dindo an-tsoratra momba ny fikasàna fanolorana dia ireto manaraka ireto: Taratasy amin’ny anaran’izay mitondra azy atakalo tapakila Taratasy tsy very mandeha miaraka amin’ny tapakila filazana naharaisana Taratasy vitsivitsy alefa ho an’ny fandraisam-baovao ara-panjakana amin’ny alalàn’ny solosaina miaraka amin’ny filazana fanaovana peta-drindrina Filazam-baovao mailaka alefa aminà laharana ara-panjakana iray Courrier envoyé à une messagerie Internet officielle avec avis d'affichage Fax adressé à un numéro officiel Art.3. montant nominal des actions Le montant nominal des actions ou coupons d'actions prévu par l'article 64 de la loi sur les Sociétés commerciales ne peut être inférieur à 100 000 Fmg (cent mille francs malgaches) ou 20 000 ariary. And. 3 : tentim-bidy isam-bentin’ny anjara petra-bola Ny tentim-bidy isam-bentin’ny anjara petra-bola na tapakilan’ny petra-bola voatondron’ny andininy faha -64 ao amin’ny lalàna mikasika ny Fikambanam-barotra dia tsy azo atao latsaky ny 100.000 Fmg (20.000 ariary).na roa alina ariary. Art.4. appel public à l'épargne - document d'information En application de l'article 80 de la loi sur les Sociétés commerciales, certaines informations peuvent ne pas être insérées dans le document d'information prévu par cet article lorsque: 1. Ces informations n'ont qu'une faible importance et ne sont pas de nature à influencer l'appréciation portée sur le patrimoine, la situation financière, les résultats ou les perspectives de l'émetteur; 2. La divulgation de ces informations est contraire à l'intérêt public; 3. La divulgation de ces informations peut entraîner un préjudice grave pour l'émetteur et l'absence de publication de celles-ci n'est pas de nature à induire le public en erreur; 4. La personne qui fait l'offre n'est pas l'émetteur et ne peut avoir accès à ces informations. And. 4: fitaomam-bahoaka hampiasa ny tahirim-bolany - taratasin-draharaha filazam-baovao Ho fampiharana ny andininy faha-80 ao amin’ny lalàna mikasika ny Fikambanam-barotra, misy vaovao sasantsasany mety ho tsy tafiditra anaty taratasin-draharaha voatondron’ity andininy ity rehefa: 1. tsy manana afa-tsy halehibe maivana sy tsy afaka mahatarika mety hanova ny fanombanana atao amin’ny harena, ny fitoeran’ny toe-bola , ny vokatra na ny tombantomban’ny mpandefa ; 2. mifanohitra amin’ny tombontsoam-bahoaka ny fampielezana ireny vaovao ireny; 3. mety hitera-pahavoazana lehibe ho an’ny mpandefa ny fampielezana ireny vaovao ireny ary ny tsy fisian’ny famoahana an-tsoratra dia tsy natao hahatonga ny be sy ny maro ho voafitaka; 4. tsy ilay mpandefa no olona nanao ny tolotra ary tsy mahita fomba hidirana amin’ireny vaovao ireny Art. 4.1 : document d'information (suite) - domaine Le document d'information prévu par l'article 80 de la loi sur les Sociétés commerciales peut faire référence à tout document d'information visé par les autorités prévues à l'article 3.2 ci-après, lorsque ce document a été établi pour des And. 4.1: taratasin-draharaha filazam-baovao (tohiny) - sehatra Ny taratasin-draharaha filazam-baovao voatondron’ny andininy faha-80 ao amin’ny lalàna mikasika ny fikambanam-barotra dia afaka mitodika amin’izay rehetra mety ho taratasin- draharaha filazam-baovao vita sonia fanamarinan’ny manam-pahefana voatondro ao amin’ny titres de même catégorie et qu'il comprend les derniers états financiers annuels approuvés de l'émetteur et l'ensemble des informations requises à l'article 3 ci- dessus. Le document d'information visé est alors complété par une note d'opération qui doit comprendre: 1 . Les informations relatives aux titres offerts; 2. Les éléments comptables qui ont été publiés depuis le visa initial; 3. Les éléments sur les faits nouveaux significatifs, de nature à avoir une incidence sur l'évaluation des titres offerts. andininy faha- 3.2 etsy aoriana, rehefa naorina ho an’ny taratasim-bola mitovy karazana io taratasin-draharaha io sy ahitàna ny filazalazana momba ny fitantanam-bola fandravonana farany isan-taona nankatoavina an’ny mpandefa sy ny fitambaran’ny vaovao takiana ao amin’ny andininy faha-3 etsy ambony. Ny taratasin-draharaha filazam-baovao vita sonia fanamarinana dia fenoina noho izany amin’ny alalàn’ny teny fitanisana lahasa izay tsy maintsy ahitàna: 1. ny vaovao mifandraika amin’ireo taratasim-pananana natolotra; 2. ny singa-fototra eo amin’nu kaonty navoaka an-tsoratra nanomboka tamin’ny sonia fanamarinana tany am-boalohany; 3. ny singa-fototra mikasika ny toe-draharaha vaovao tena misy heviny, mety hanana fiantraikany eo amin’ny fanombanana ny taratasim-pananana natolotra. Art. 4.2 : document d'information (suite) - visa - organisme de contrôle Le projet de document d'information est soumis au visa de l'organisme de contrôle de la bourse des valeurs. En l'absence de cet organisme, il est soumis au visa du Ministre de l'Economie, des Finances et du Budget. Ces autorités s'assurent que l'opération ne comporte pas d'irrégularités et ne s'accompagne pas d'actes contraires aux intérêts des souscripteurs éventuels. Elles indiquent les énonciations à modifier ou les mentions complémentaires à insérer. Elles peuvent également demander toutes explications ou justifications, notamment au sujet de la situation, de l'activité et des résultats de la Société. Elles peuvent demander des investigations complémentaires, aux frais de la Société, aux Commissaires aux comptes ou une révision effectuée par un professionnel indépendant, désigné avec leur accord, lorsqu'elles estiment que les diligences des Commissaires aux comptes sont insuffisantes. And.4.2: taratasin-draharaha filazam-baovao (tohiny) - Sonia fanamarinana - antokon-draharaha mpanao fanaraha-maso Ny volavola taratasin-draharaha filazam-baovao dia dia tsy maintsy vita sonia fanamarinan’ny antokon-draharaha mpanao fanaraha-maso ny toro-marika fanakalozam- bola.Rehefa tsy misy io antokon-draharaha io, tsy maintsy vita sonia fanamarinan’ny Ministry misahana ny Fitantanam-bola izy io. Ireo manam-pahefana ireo dia maka antoka fa tsy misy zavatra tsy ara-dalàna ao amin’ilay lahasa ary tsy miaraka amin’ny soratra mifanohitra amin’ny tombontsoan’ireo mpanao tonom-bola mety hitranga. Izy ireo no manondro ny filazana tokony hovaina na ny soratra fanampiny tokony hampidirina. Afaka koa izy ireo mangataka izay rehetra mety ho fanazavana na fanamarinana, indrindra indrindra momba ny fitoerana misy, ny asa aman-draharaha sy ny vokatr’ilay Fikambanam-barotra. Afaka izy ireo mangataka amin’ny mpanamarin-kaonty, ny hisian’ny famotopotorana fanampiny, ka ny Fikambanam-barotra no mizaka ny lany amin’izany.na fanovàna ataon’olona zà-draharaha iray, tendrena araky ny fankatoavan’izy ireo, rehefa mihevitra izy fa tsy ampy ny fahakingan’ny mpanamarin-kaonty. Afaka izy ireo mangataka ny hanoràtana ao anaty taratasin-draharaha filazam-baovao fampandrenesana iray nosoratan’izy ireo.Afaka koa izy ireo mitaky izay rehetra mety ho antoka Elles peuvent demander de faire figurer sur le document d'information un avertissement rédigé par leurs soins. Elles peuvent également requérir toute garantie appropriée. Les autorités visées au présent article accordent le visa prévu à l'alinéa premier dans le mois suivant la date de délivrance du récépissé de dépôt du document d'information. Ce délai peut passer à deux mois si elles sollicitent des investigations complémentaires. Le récépissé de dépôt du document d'information est délivré le jour même de la réception du document d'information. Si l'organisme de contrôle de la bourse des valeurs ou, le cas échéant, le Ministre des Finances décide de ne pas accorder son visa, il notifie dans les mêmes conditions de délai à la société son refus motivé. mifanandrify. Ny manam-pahefana voatondro ao amin’ity andininy ity dia mankatò ny sonia fanamarinana voalaza ao amin’ny andalana voalohany ao anatin’ny volana iray manaraka ny vaninandro nanomezana ny tapakila filazana ny nanaterana ny taratasin-draharaha filazam- baovao. Mety ho lasa roa volana io fe-potoana io raha toa izy ireo mangataka famotopotorana fanampiny. Omena amin’iny andro iny ihany nandraisana ny taratasin-draharaha filazam-baovao ny tapakila filazana ny nanaterana ny taratasin-draharaha filazam-baovao. Raha toa ny antokon-draharaha mpanao fanaraha-maso ny toro-mariky ny fanakalozam- bola na, raha mitranga ny toe-javatra, ny Ministry ny Fitantanam-bola manapaka ny tsy hankatò ny sonia fanamarinana, hampahafantariny ilay Fikambanam-barotra anaty fe-potoana mitovy fepetra ny fandàvany asiana antonantony. Art. 4.3 : document d'information (suite) - refus de visa Si les demandes de l'organisme de contrôle de la bourse des valeurs, ou à défaut, du Ministre chargé des Finances ne sont pas satisfaites ou si l'opération s'accompagne d'actes contraires aux intérêts des souscripteurs éventuels, le visa prévu à l'article 3.2 précédent est refusé. And.4.3 : taratasin-draharaha filazam-baovao (tohiny) - fandàvana sonia fanamarinana Raha toa ireo uploads/s1/ d-2004-453-application-l-2003-036.pdf
Documents similaires
-
12
-
0
-
0
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise- Détails
- Publié le Apv 20, 2022
- Catégorie Administration
- Langue French
- Taille du fichier 1.0500MB