Doc 2 REPOBLIKAN ? I MADAGASIKARA Tanindrazana ?? Fahafahana ?? Fandrosoana FIADIDINA NY REPOBLIKA REPOBLIKAN ? I MADAGASIKARA Tanindrazana ?? Fahafahana ?? Fandrosoana PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE LALANA LAHARANA FAHA- - tamin ? ny jolay momba ny Tanim-pa

REPOBLIKAN ? I MADAGASIKARA Tanindrazana ?? Fahafahana ?? Fandrosoana FIADIDINA NY REPOBLIKA REPOBLIKAN ? I MADAGASIKARA Tanindrazana ?? Fahafahana ?? Fandrosoana PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE LALANA LAHARANA FAHA- - tamin ? ny jolay momba ny Tanim-panjakana azo amidy an ? ny Vondrombahoaka itsinjaram-pahefana ary an ? ireo ?kambanana mizaka zo aman ? andraikitra fehezin ? ny Lalàna ifampitondran ? ny daholobe LOI N - du juillet sur le Domaine Privé de l ? Etat des Collectivités Décentralisées et des personnes morales de droit public CREPOBLIKAN ? I MADAGASIKARA Tanindrazana ?? Fahafahana - Fandrosoana ------------------------------ FIADIDIANA NY REPOBLIKA ------------------------------ LALANA LAHARANA FAHA- - momba ny Tanim- panjakana azo amidy an ? ny Vondrombahoaka itsinjaram-pahefana ary an ? ireo ?kambanana mizaka zo aman ? andraikitra fehezin ? ny Lalàna ifampitondran ? ny daholobe Ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona no nandany tamin ? ny ?voriana nataony avy tamin ? ny jolay Ny Filohan ? ny Repoblika Araka ny Lalampanorenana Araka fanapahana laharana faha- -HCC D tamin ? ny jolay nataon ? ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana No mamoaka hampanan-kery ny lalàna izay toy izao ny andinindininy LOHATENY SAVARANONANDO FAMARITANA Andininy voalohany Ny fanana-mifaka sy fanana-manaraka azo amidy an ? ny Fanjakana an ? ny Vondrombahoaka itsinjaram-pahefana ary an ? ny ?kambanana mizaka zo aman ? andraikitra fehezin ? ny lalàna ifampitondran ? ny daholobe dia ireo fananana sy zo mifaka sy manaraka rehetra ka afaka itompoana manokana noho ny karazany na ny fampiasana azy REPOBLIKAN ? I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana -----------------------PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE LOI N - sur le Domaine Privé de l ? Etat des Collectivités Décentralisées et des personnes morales de droit public L ? Assemblée nationale et le Sénat ont adopté en leur séance respective en date du juillet Le Président de la République Vu la Constitution Vu la décision n - HCC D du juillet de la Haute Cour Constitutionnelle Promulgue la loi dont la teneur suit TITRE PRELIMINAIRE DEFINITION Article premier Le domaine privé immobilier et mobilier de l ? Etat des Collectivités Décentralisées et des personnes morales de droit public s ? entend de tous les biens et droits immobiliers et mobiliers qui sont susceptibles de propriété privée en raison de leur nature ou de la destination qui leur est donnée CLOHATENY VOALOHANY NY FANANA-MIFAKA AZO AMIDY TOKO VOALOHANY Ny fanana-mifaka azo amidy an ? ny Fanjakana Sokajy voalohany Ny ao anatiny sy ny fananganana Andininy ?? Mizara ampahany roa ny fanana-mifaka azo amidy arakaraky ny fomba fampiasana ireo fananana miankina aminy Ny fananana azo amidy voatokana ka ahitàna ireo fanana-mifaka nomena hampiasain ? ny sampan-draharam-panjakana samihafa hanatanterahany ny asany Ny fanana-mifaka azo amidy tsy voatokana ka ahitàna ny fananamifaka hafa rehetra Andininy ?? Ny fanana-mifaka azo amidy dia azo Avy amin ? ny zo ?andrianana Avy amin ? ny famindrana maimaimpoana na misy vola Taorian ? ny fanovàna sata ireo zavatra miankina amin ? ny tanim- panjakana tsy azo amidy Andininy ?? Ireto avy ny fananana ao amin ? ny sokajy voalohany

  • 33
  • 0
  • 0
Afficher les détails des licences
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Aucune attribution requise
Partager
  • Détails
  • Publié le Mar 24, 2022
  • Catégorie Law / Droit
  • Langue French
  • Taille du fichier 106.4kB