REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Tanindrazana – Fahafahana – Fandrosoana FIADIDINA NY

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Tanindrazana – Fahafahana – Fandrosoana FIADIDINA NY REPOBLIKA LALANA LAHARANA FAHA-2008-014 tamin’ny 23 jolay 2008 momba ny Tanim-panjakana azo amidy, an’ny Vondrombahoaka itsinjaram-pahefana ary an’ireo fikambanana mizaka zo aman’andraikitra fehezin’ny Lalàna ifampitondran’ny daholobe REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Tanindrazana – Fahafahana – Fandrosoana PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE LOI N° 2008-014 du 23 juillet 2008 sur le Domaine Privé de l’Etat, des Collectivités Décentralisées et des personnes morales de droit public REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Tanindrazana – Fahafahana - Fandrosoana ------------------------------ FIADIDIANA NY REPOBLIKA ------------------------------ LALANA LAHARANA FAHA-2008-014 momba ny Tanim-panjakana azo amidy, an’ny Vondrombahoaka itsinjaram-pahefana ary an’ireo fikambanana mizaka zo aman’andraikitra fehezin’ny Lalàna ifampitondran’ny daholobe Ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona no nandany tamin’ny fivoriana nataony avy tamin’ny 3 jolay 2008, Ny Filohan’ny Repoblika, Araka ny Lalampanorenana, Araka fanapahana laharana faha-15-HCC/D3 tamin’ny 22 jolay 2008 nataon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana, No mamoaka hampanan-kery ny lalàna izay toy izao ny andinindininy : LOHATENY SAVARANONANDO FAMARITANA Andininy voalohany : Ny fanana-mifaka sy fanana-manaraka azo amidy an’ny Fanjakana, an’ny Vondrombahoaka itsinjaram-pahefana ary an’ny fikambanana mizaka zo aman’andraikitra fehezin’ny lalàna ifampitondran’ny daholobe dia ireo fananana sy zo mifaka sy manaraka rehetra ka afaka itompoana manokana noho ny karazany na ny fampiasana azy. REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana ------------------------ PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE -------------------------- LOI N°2008-014 sur le Domaine Privé de l’Etat, des Collectivités Décentralisées et des personnes morales de droit public L’Assemblée nationale et le Sénat ont adopté en leur séance respective en date du 3 juillet 2008, Le Président de la République, Vu la Constitution, Vu la décision n°15-HCC/D3 du 22 juillet 2008 de la Haute Cour Constitutionnelle, Promulgue la loi dont la teneur suit : TITRE PRELIMINAIRE DEFINITION Article premier : Le domaine privé immobilier et mobilier de l’Etat , des Collectivités Décentralisées et des personnes morales de droit public s’entend de tous les biens et droits immobiliers et mobiliers qui sont susceptibles de propriété privée en raison de leur nature ou de la destination qui leur est donnée. LOHATENY VOALOHANY NY FANANA-MIFAKA AZO AMIDY TOKO VOALOHANY Ny fanana-mifaka azo amidy an’ny Fanjakana Sokajy voalohany Ny ao anatiny sy ny fananganana Andininy 2 – Mizara ampahany roa ny fanana-mifaka azo amidy arakaraky ny fomba fampiasana ireo fananana miankina aminy: 1. Ny fananana azo amidy voatokana ka ahitàna ireo fanana-mifaka nomena hampiasain’ny sampan-draharam-panjakana samihafa hanatanterahany ny asany ; 2. Ny fanana-mifaka azo amidy, tsy voatokana ka ahitàna ny fanana- mifaka hafa rehetra. Andininy 3 – Ny fanana-mifaka azo amidy dia azo: 1. Avy amin’ny zo fiandrianana ; 2. Avy amin’ny famindrana maimaimpoana, na misy vola ; 3. Taorian’ny fanovàna sata ireo zavatra miankina amin’ny tanim- panjakana tsy azo amidy. Andininy 4 – Ireto avy ny fananana ao amin’ny sokajy voalohany voalaza ao amin’ny andininy faha-3 teboka 1 mivadika ho fananam-panjakàna: a) Ny tany tsy vita fanamaintisa-molaly araka ny fepetra voafaritry andininy faha-33 ao amin’ny lalàna laharana faha-2005-019 tamin’ny 17 oktobra 2005 mametra ny satan’ny tany eto Madagasikara ; b) Ny tany tsy misy mpikarakara sy tsy hita tompo araka ny voafaritry andininy faha-3 ao amin’ny lalàna voalaza etsy ambony ; d) Ireo fananana rehetra tsy misy mpandova, noraisina sy notantanana araka ny fitsipika manankery, telopolo taona aorian’ny fisokafan’ny fandovàna. TITRE PREMIER LE DOMAINE PRIVE IMMOBILIER Chapitre premier Le domaine privé immobilier de L’Etat Section 1 Consistance et constitution Article 2 - Le domaine privé immobilier se divise en deux fractions suivant le mode d’utilisation des biens qui en dépendent : 1. Le domaine privé affecté comprend les biens immobiliers mis à la disposition des divers services publics pour l’accomplissement de leur mission ; 2. Le domaine privé non affecté comprend tous les autres biens immobiliers. Article 3 - Le domaine privé immobilier est acquis : 1. En vertu du droit de souveraineté ; 2. En vertu de transmissions à titre gratuit ou à titre onéreux ; 3. Par suite de changement de statuts des dépendances du domaine public. Article 4 - Les biens de la première catégorie prévus à l’article 3 point 1 acquis au domaine sont : a) Les terrains non mis en valeur dans les conditions définies par l’article 33 de la loi n° 2005- 019 du 17 octobre 2005 fixant les statuts des terres à Madagascar ; b) Les terres vacantes et sans maître telles que définies par l’article 3 de la loi ci-dessus ; c) Tous les biens en déshérence, appréhendés et gérés conformément aux règles en vigueur, trente ans après l’ouverture des successions. Andininy 5 – Ny fepetra momba sora-panekena sy ny fifanekena no mamaritra ny famindrana ny fananana ao amin’ny sokajy faha-2 (2° ao amin’ny andininy faha-3). Tapahina araka ny fombafomba ferana amin’ny alalan’ny didim-panjakana ny fahazoana amin’ny alàlan’ny fifanarahana ny harena izay an’olon-tsotra na an’ny orinasa. Andininy 6 – Ireto avy ny fananana izay tao anatin’ny tanim-panjakana tsy azo amidy ka tsy ahitana intsony ny toetoetrany ary mivadika ho tanim- panjakakana azo amidy (3° ao amin’ny andininy faha-3) : 1. Ny tany navelan’ny ranomasina sy nisitahan’ny ranomasina fanindroany ary izay rehetra tany tsy voarakotry ny ranomasina intsony na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana, afa-tsy ny tany voasoratra talohan’ny fotoana naharakotra azy ka miverina amin’ny tompon’ny titra fananan-tany ; 2. Ny nosy raha toa ka ny fiakarana an-tanety izay iforonany ka : 2.1. ahitana tsara ny toetoetry ny nosy amin’ny dikan-teny ara- jeografika ; 2.2. avy amin’ny lalan-drano amin’ny lakan-drano ; 3. Ny fiakarana an-tanety atao hoe « atsanga » izay miforona amin’ny fomba voajanahary sy mifanesy ary tsy hita maso any amin’ny tany manamorona ny lakan-drano ; 4. Ny tany atao hoe « tany nisitahan’ny ranomasina fanindroany» nialan’ny rano mandeha izay misintona amin’ny fomba tsy ampoizina, rehefa manamorona ny tanim-panjakana ireo tany nisitahan’ny ranomasina fanindroany ireo ; 5. Ny tany atao hoe « nafoy » izany hoe ny faritra amin’ny làlan-drano amin’ny lakan-drano nilaozana aorian’ny fiovan’ny fizotran’ny làlan- drano araka ny fomba voajanahary na vokatry ny taozava-baventy rehefa ny fanana-mifaka ahafahana mampiasa ny zo fitompoana ekena ho an’ny tompony ka tafiditra amin’izany ny mety hisian’ny zo fividianana mialoha ny rehetra ; Article 5 - Les conditions des actes et contrats règlent les transmissions des biens de la deuxième catégorie (2° de l’article 3). Les acquisitions amiables de biens appartenant à des particuliers ou à des sociétés sont décidées selon des modalités fixées par décret. Article 6 - Les biens qui, ayant fait partie du domaine public, en ont perdu le caractère et accroissent au domaine privé (3° de l’article 3) sont : 1. Les lais et relais de la mer et tous terrains cessant d’être recouverts par la mer de quelque façon que ce soit, sauf les terrains immatriculés antérieurement à l’époque de leur submersion, lesquels retournent aux propriétaires du titre foncier ; 2. Les îles, à condition que l’atterrissement qui les forme : 2.1. représente bien les caractères d’une île au sens géographique du mot ; 2.2. provienne du lit du cours d’eau ; 3. Les atterrissements dits « alluvions » qui se forment naturellement, successivement et imperceptiblement aux fonds domaniaux riverains d’un cours d’eau ; 4. Les terrains dits « relais » délaissés par l’eau courante qui se retire insensiblement, lorsque ces relais sont riverains de fonds domaniaux ; 5. Les terrains dits « délaissés » c’est-à-dire les parties du lit des cours d’eau abandonnés à la suite d’un changement de cours, opéré naturellement ou par l’effet des travaux publics lorsque le domaine peut faire valoir des droits reconnus à un propriétaire y compris un droit éventuel de préemption ; 6. Ny fiakarana an-tanety noforonina amin’ny fomba haingana kokoa, vokatry ny asa nampanaovin’ny fitondran-draharaha amin’ny lakan- drano na vokatry ny fitaterana tany izay mitarika fisintonan’ny rano, na dia eo aza ny mety hisian’izay rehetra zo fividianana mialoha ny rehetra. Andininy 7 – Eken’ny Governemanta ny tolotra sy fanomezana atao amin’ny Fanjakana araka ny fepetra ferana amin’ny alalan’ny didim-panjakana. Andininy 8 – Na inona na inona fitsipika amin’ny lalàna iombonana, ny sora- panekena manokana rehetra mikasika ny fanolorana ho an’ny Fanjakàna dia azo atao manaraka ny fomban’ny sora-panekena ara-panjakana ; ary ho raketina izany. Sokajy 2 Fepetra araka ny lalàna Andininy 9 – Ny fanana-mifaka azo amidy an’ny Fanjakàna, afa-tsy raha misy fitsipika manokana voalazan’ity lalàna ity, dia fehezin’ny lalàna iombonana mikasika ny fifanekena sy ny fananana sy raha misy izany, ny fitsipika mandamina ny fitondrana ny fanoratana ny fananan-tany. § 1 – Fanokanana Andininy 10 - Tsy azo hanaovana fanekena hafa ny fanana-mifaka azo amidy an’ny Fanjakàna voatokana ho an’ny sampan-draharaham-panjakana raha mbola iharan’ny fanokanana; tsy afaka mampiasa azy ara-dalàna ny fitondran-draharaham-panjakana raha tsy aorian’ny fanesorana ny fanokanana azy ara-dalàna. Azo foanana tsotra izao izay sora-panekena fanomezana rehetra tsy manaraka io fitsipika io, ka tsy misy onitra ho an’ny andaniny na ho an’ny ankilany. § 2 – Zo ahafahana mividy mialohan’ny rehetra Andininy 11 – Mety ho vesaran’ny zo fividianana mialohan’ny rehetra ny ampahany sasantsasany amin’ny zavatra miankina amin’ny fananan’ny Fanjakana azo amidy mba ahafahan’ny mpahazo tombontsoa amin’izany, mahazo alohan’ny hafa rehetra na ny ampahany na ny manontolon’ireo zavatra miankina ireo. 6. Les atterrissements formés artificiellement d’une manière plus ou moins soudaine, à uploads/S4/doc 2 .pdf

  • 13
  • 0
  • 0
Afficher les détails des licences
Licence et utilisation
Gratuit pour un usage personnel Attribution requise
Partager
  • Détails
  • Publié le Fev 12, 2022
  • Catégorie Law / Droit
  • Langue French
  • Taille du fichier 0.1971MB